Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
terrysaina ( 08/04/2010 22:49)
aoka izay ny wawawanareo tim very seza ireo
ianareo tim gtt ireto ve tsy misy atao afatsy ny mihogaoga fotsiny sisa e ndana lehery tohonana fa izy izao hilatsaka president de republique sady ny fin du monde ity efa akaiky ihany @ 2012 koa i... tohiny
novalian'i nilex ny 09/04/2010 08:42
milamm ( 08/04/2010 19:31)
kalalao matin-dronono matimatin-draha tiana
nahavariana tokoa tompokovavy sy tompokolahy isany ny tantaran\'ity lhl iray afrikana tatsimo 96 taona Mohr Keet nahazo ny Guinness World Record @ ty kilalao fisedrana tahotra antsoina oe >,fahita izy... tohiny
novalian'i sipagasy ny 17/07/2010 13:48
Toumba ( 08/04/2010 16:28)
TONGAVA ATY RAHA HANAO PASSATION RY AVC
Eh oui ! Le fat nous fait voir de toutes les couleurs. Et voici maintenant qu’il propose « deux ministres », façon de parler, des forces armées. En l’occurrence Noël Rakotonandrasana ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2010 19:31
pimaso ( 08/04/2010 13:03)
medicis
novonoin'ny mpitendry accordeon tsy mahatanty releve 34 ans dejà renoméé international, contre 45 ans renomée ambany tanana... tohiny
xxx ( 08/04/2010 12:07)
Tena tiako be, torana aminy aho ...nefa izy ....
Mpianatra amina kolejy ray eto Tanà aho. Misy tompon'andraikitra, bandy mbola tanora l, tsy manambady... tena mahatorana ahy izy io, mila hahalasa adala ahy mihitsy, izy cool be, amin'ny rehetra na s... tohiny
xxx ( 08/04/2010 11:54)
mandreraka be le namako..ssssssss foza
mandreraka be ny namako : za alou vevav no miresaka de 24ans, de le namako an vevav 20ans, mpiara-monina aminay izy!! ts tiko mits le ataony : efa anaovako fihetsika hahatonga saina azy de mbola misis... tohiny
savonyvava ( 08/04/2010 11:32)
Democratie selon Pedro
[b]Jusqu’à présent je me suis senti très proche de votre vision de la démocratie et du développement mais cette fois-ci je ne comprends pas votre position ![/b] [color=blue]Un prétre qui do... tohiny
novalian'i wxxx ny 09/04/2010 08:50
rakapy ( 08/04/2010 09:53)
Mahaiza mamafy
Ventesina ombieny ombieny ity resaka famafazana sy fizarana ity. Maro ireo xana no manao izany toy ny" robot" ary indraindray aza dia toa alasafay sy fiatsaram-belatsihy no anaovany izany vokatr'ilay... tohiny
novalian'i rakapy ny 25/04/2010 09:19
vatofototra ( 08/04/2010 08:48)
REGARDER VIDEO Journal-Règlement de compte au sein de l'armé
REGARDER VIDEO Journal-Règlement de compte au sein de l'armée de la HAT 07 avril 2010 - Le ministre des forces armées de la HAT a été limogé et remplacé par le PM lui méme Voir ég... tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2010 20:29
rnjaka ( 08/04/2010 07:19)
Karakarao fa mivoraka
Manao conférence de presse i Jeneraly Nandra(sannnna). Tsy hiala ao amin'ny place-ny i leiry fa ambenan'ny miaramila. Tokony mafana tsara zany 13 mai sy Ambohijatovo satria hisabadidaka ny miaramila... tohiny
novalian'i Rajakoo ny 08/04/2010 10:31
fijo ( 07/04/2010 21:04)
io ary fa mifanipaka
vita hatreo ny an'i noely,voahendaka ra"jeneraly" noely lehibean'ny capsat"de iza koa re,de iza koa re ny manaraka???... tohiny
terrywui ( 07/04/2010 17:21)
MARENINA TEO DAHOLO FA VERY FANANTENANA NAREO EE
Vita ny aminareo ry reto a!! ndana mitomany be de ndana manao fampiononantena amin'ny resa-be sy ny fampitahorana sy ny lainga eo fa vita ny aminareo ee!!! RAHA HILATSAKA HO FIDIANA FILOHA ZANY EL... tohiny
niryna ( 07/04/2010 15:54)
Sambatra izay mamafy eo amoron'ny rano rehetra
Ny asan'ny fahamarinana ho fiadanana,ary ny fokatry ny fahamarinana dia ho fiadanana sy fahatokisana mandrakizay Ary ny oloko hitoetra ao aminny fonenana mandry fahizay sy ao amin'ny toerana mahato... tohiny
novalian'i niryna ny 08/07/2010 19:35
xxx ( 07/04/2010 12:55)
FARANDRO NA FIN DU MONDE
Misy mpaminany (mpandinika, manampahaizana,...) milaza fa amin'ny 2012 hono vao tena ho tonga marina ny FARANDRO (na fahataperan'izao ntotolo izao). Efa maro be koa anefa ireo mpaminany nilaza fotoana... tohiny
novalian'i Mpanazava ny 21/04/2010 08:13
bazylou ( 07/04/2010 12:42)
llllloooooolll, hitanao izany
Jereo le info an i vatoft io ambany io Ry gasy kely, lazaina fa za no mandainga rehefa manome info. Io ho aho tsy amelan ny frantsay io. Ary aza be konetaka fa mbola holavitra ny aleha, mbola... tohiny
novalian'i bazylou ny 09/04/2010 11:03
niryna ( 07/04/2010 04:53)
Hoy ny olon-dehibe hoe izao atao ? Mino izany ve nareo ?
Misy fiteny hoe antitra mampiady karajia ka ny antitra antitra ihany.Misy zavatra maro koa indraindray mba tsara ho fantatra fa ilay izy araka ny hinoana na tsia.Raha resaka sakafo no asiako te... tohiny
novalian'i niryna ny 18/04/2010 22:02
niryna ( 07/04/2010 03:09)
Ny fiain'ny elafanta
Mba nahavariana ahy ity fandaharana iray ity.Ny elefanta vavy dia mitondra vohoka eo @ 24 volana.Ary rehefa teraka dia samy mitaiza sy miambina iny zanaka elefanta iny avokoa ny rainy,ny reniny ,ny ... tohiny
novalian'i niryna ny 17/05/2010 19:16
vatofototra ( 06/04/2010 22:42)
REGARDER VIDEO Rajoelina invité par la France au 14 juillet
REGARDER VIDEO Rajoelina invité par la France aux Champs Elysées le 14 juillet 2010 - La France ne lâche pas le morceau, Jacques Toubon SG du Cinquantenaire des indépendances africaines... tohiny
novalian'i pikatti ny 08/04/2010 06:11
NDINDY ( 06/04/2010 09:10)
Antso hampianatra teny anglais sy francais
Miangavy antsika ato amin'ny namana serasera mba hanome adiresy hampianatra cours de francais sy cours d'anglais ho ahy raha misy fa tena sahirana aho, somary debutant ihany anefa satria efa elaela no... tohiny
novalian'i niryna ny 18/04/2010 19:36
xxx ( 06/04/2010 08:30)
GUERRE DE RELIGION SILAMO SY KRISTIANINA
MBA MIANGAVY ANAREO AHO MBA HITADY HEVITRA TSY HISIAN'NY ADY EO AMIN'NY KRISTIANINA SY SILAMO FA TOA MITADY HIDITRA ETO MADAGASIKARA IZY IO ? (AZONTSIKA REHETRA VALIANA ITY LOHATENY ITY NA MPIVAVAKA... tohiny
novalian'i vonynive ny 24/09/2010 11:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.2825