ianareo tim gtt ireto ve tsy misy atao afatsy ny mihogaoga fotsiny sisa e
ndana lehery tohonana fa izy izao hilatsaka president de republique sady ny fin du monde ity efa akaiky ihany @ 2012
koa ity misy hira kely ho fampaherezana ,aza matahotra fa tsy anirotra akory e
http://www.abrutis.com/video-mlle+l+infirmiere-14031.html?joueur=misterdream78
honhonhonhonhon
Ary ahoana ireo HAT tsy mba matotra ireo,mikitika ny zavztra tsy hay tokoa moa ko.
Aleo anaonao foana eo fa ny miaramilany ihany no hanapoaka azy eo e.
Vendrana izany raha mpitondra an.Ny mahafaly aloha dia inoana fa tsy ho ela intsony dia hirodana indray io fitondrana vendrana io.Soa ihany fa teo amin ny tetezamita dia hita fa saiky loza raha ireny no tena filoha teto le.
Mpangalatra tsy mamba noana daholo kay izy mianakavy.Marina mihintsy ny teniny ilay minisitry ny tafika iny fa ny teo aloha ihany no miverina ary ratsy kokoa ary izao misy izao.Izy samy tao ihany no niteny izany an.