Karakarao fa mivoraka

1. rnjaka ( 08/04/2010 07:19)
Manao conférence de presse i Jeneraly Nandra(sannnna). Tsy hiala ao amin'ny place-ny i leiry fa ambenan'ny miaramila.
Tokony mafana tsara zany 13 mai sy Ambohijatovo satria hisabadidaka ny miaramila hoe hiambina an'i Jeneraly sa hanafika an'i Jeneraly sa ho eny @ 13 mai sa ho eny Ambohijatovo.
raikitra ioo eeeee.
novalian'i Rajakoo ny 08/04/2010 10:31
2. Rajakoo ( 08/04/2010 10:31)
Tsy misy miala izany eo e, izaho ihany no nahatonga an'io ho eo koa izaho indray no asorin'io zaza tsy mikan-doha ty ve , koa raha tsy paiso
Mahalala ny anarako @ izay ianareo ao fa andraso tsara aloha :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0531