Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sitlo ( 17/04/2010 15:09)
manala tasy am patalo
Nitaingina bisikleta tsy nisy arofotaka izany aho. Dia nipitipitika tao aoriana ilay fotaka. Dia efa fotoana nahamainany vao nosasako ilay izy dia tsy afaka. Inona no fika? Ilay izy jean beige soma... tohiny
novalian'i soanja ny 24/04/2010 13:35
Bazilou ( 17/04/2010 13:29)
Feuille de rail tgv
Promesse mirobolante Mais une partie de l’opinion économique affiche cependant un scepticisme par rapport à cette offensive de charme des opérateurs indiens. « La concrétisation des prétend... tohiny
novalian'i diloo ny 18/04/2010 23:38
bazylou ( 17/04/2010 12:35)
ry ambroazy koa hono
(Tananews)Mba manome feuille de route fa godraka be lery maketsy am magro berox. Loooool Everin lery fa tsy misy gps made in france angaha ny tgvnay le. Looooool. Dia ho avy eo koa zao ry satrobo... tohiny
bazylou ( 17/04/2010 07:46)
I Bazylou tsy niova
Na dia betsaka aza ny mpanozona sy ny mpijapy ny heviny satria tsy mety resy lery. VIVE TGV... tohiny
novalian'i fozabe ny 17/04/2010 21:20
bazylou ( 16/04/2010 20:16)
aza mividy fosika sy okazy wa
Io ihany no maha be blemen ny pc lisany. Maty am kely fa te izesta.... tohiny
novalian'i nofinofy ny 29/08/2010 09:36
vatofototra ( 16/04/2010 19:21)
REGARDER VIDEO Journal-4 Chefs de fil attendu à Johannesburg
REGARDER VIDEO Journal-Les 4 Chefs de fil des mouvances sont attendus à Johannesburg- 16 avril 2010 -Nos politiques ont-ils retrouvé la sagesse, ou les stratèges ont serré les étaux ... tohiny
novalian'i pikatti ny 18/04/2010 21:55
rakapy ( 16/04/2010 12:05)
Mba atakalozy any ity volako ity!
-"Mba atakalozy any ity vola 10.000 -ko ity ry mpivarotra an!" hoy ilay rangahy t@ ilay mpivarotra iray. Noraisin'ilay tovolahy mpivarotra ilay vola ary dia nomeny 1000 ilay rangahy. - "10.000 anie ... tohiny
novalian'i Bita ny 12/06/2010 11:18
neo83 ( 16/04/2010 08:03)
Barette RAM
Salama avokoa, Ahoana kay no amantarana raha misy olana ny barette RAM ? fa miredemar' tampoka amin'ny tsy ahoana izany i pc ato dia mandagin' be Merchi... tohiny
novalian'i nilex ny 16/04/2010 11:11
coco15 ( 16/04/2010 06:30)
vady
Mitady vady aho sao misy any ... tohiny
novalian'i vale ny 23/09/2010 15:53
Bazilou ( 15/04/2010 23:51)
Rajoelina tsy mahazo manao 14 juillet
Niger sy Madagascar tsy nantsoina hanao 14 juillet any Frantsa Vive R8... tohiny
novalian'i diloo ny 17/04/2010 22:50
bazylou ( 15/04/2010 16:40)
ity aho eto
Fa raha mifakahita izy mitsama ka raha sanatria ka hisy ny fifanarahana araka ny lazain ny express.fr fa anao cabinet iarahana ny roa tonta,itondrana ny transition, dia tsy maintsy hisy ny règlem... tohiny
novalian'i fozabe ny 17/04/2010 21:22
soanja ( 15/04/2010 14:38)
Henomby tamin'i Joro
Nisy fety natao izany tany ambanivohitra lavitra be ny lalana misy ny fivarotan-tsakafo, ka dia tsy nanaiky ny olona tao an-tanana raha tsy hatao Joro/ fomba ny famonoana ilay omby-novidianay mpivahin... tohiny
novalian'i niryna ny 25/04/2010 04:55
terrywui ( 15/04/2010 14:29)
TONGA AMIN-KERY INDRAY AHO: hilamina ihany ny politika ka...
Dia samia miandry ny 24 Avrily isika fa hiaona ny filoham-pirenena Malagasy Andry Rajoelina sy ingahy mpandraharaha Marc Ravalomanana amin'io 24 Avrily io ! -- tsy misy anzany 48h omen'ny tafika zan... tohiny
novalian'i pikatti ny 18/04/2010 21:59
Bazilou ( 15/04/2010 10:13)
TGV tsy afa-tavony
[img]http://www.midi-madagasikara.mg/images/stories/photosarticle/150410une.jpg[/img] Raha tsy mbola afa-tavony @ireo tafika ireo i Rajoelina dia tsy ho hisy fanjakana mihitsy ao Madagasikara ao Ny ... tohiny
novalian'i pikatti ny 18/04/2010 22:02
dangytsmaty ( 15/04/2010 06:50)
Jeu PC
Sao mba misy afaka manazava ahy eto: zah tsy mbola nahita mantsy jeu XBox, izy io ve mitovy @ PS 2 ihany sa hafa mints? Faharoa de oe reny lay PES 2010 sur PC ve tsy misy langue en Français ny op... tohiny
novalian'i 3188 ny 12/06/2010 16:33
bazylou ( 15/04/2010 06:30)
de hoe
Rehefa ny heviny sy ny namany no mitondra fanjakana mametsifetsy olona sy manao ronono an tavy dia misy fanjakana i mdg, fa raha ny hafa no eo na asiana izao negosy rehetra izao aza dia milaza izy... tohiny
novalian'i pink ny 17/04/2010 19:23
ndotofetsy ( 14/04/2010 23:17)
REGARDER VIDEO Journal-Ravalomanana maintient son Cap-Maputo
http://www.youtube.com/watch?v=9mqUh0J8eOE =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
vatofototra ( 14/04/2010 19:41)
REGARDER VIDEO Journal-Ravalomanana maintient son Cap-Maputo
REGARDER VIDEO Journal-Ravalomanana maintient son Cap- Maputo d'abord on discute après 14 avril 2010 - Appliquer d'abord ce qui est déjà signé, on discute après - 14 avril 2010 Visite... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/04/2010 12:50
zama92 ( 14/04/2010 16:54)
Miodikodina fotsiny ny politika fa tsisy vahaolana matotra
-Andry Rajoelina : tsy mety mahatafavoaka -Ravalomanana : tsy tafiditra ny territoire Malagasy noho izy namono olona sy nitondra vola be nitsoaka -Ratsiraka : hatramin'izao tsy mahasahy tena midit... tohiny
novalian'i diloo ny 18/04/2010 23:12
Rajakoo ( 14/04/2010 15:42)
MITADY HANAIKY I RAJOELINA FA TSY AVELANAY
Tsy avelanay miaramila hirona hanaraka ny fifanarahana ataon'i Rajoelina sy Ravalomanana akory izahay tafika satria izay ihany no mahatonga azy tsy te hiresaka ary mandositra journalistes Dia nanapa-... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/04/2010 10:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4323