vady

1. coco15 ( 16/04/2010 06:30)
Mitady vady aho sao misy any
novalian'i vale ny 23/09/2010 15:53
2. xxx ( 16/04/2010 09:13)
tsy mivarotra an'ireny izahay :-D :-D :-D
3. xxx ( 16/04/2010 17:19)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
4. Ratoa ( 17/04/2010 00:57)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: anontanio ihany aloha ry zareo etsy ampita fa sao manana! :lol: :lol: :lol: :lol:
5. LAVASANGA ( 20/04/2010 06:24)
Ianao mitady vady io ve aloha lahy sa vavy?
Ary raha mahita aho dia,otrany ahoana no tianao?
eny eh misy miintsy any fa mety ho tinao ve sa tsia.
Azavazavao tsara rehefa mametraka f? ianao fa manjary tsy feno.
6. mandrindra ( 20/04/2010 07:37)
misy kit koa izy ireny ka azo vidina tsikelikely. aza adino ny maha garanti raha ilay made in asie du sud est ireny no vidinareo
7. ikaretsaka ( 20/04/2010 18:32)
Fidio izay tiana dia mametraha fanontaniana eee :-D :-D :-D
8. soanja ( 24/04/2010 16:43)
ikaretsaka:

Fidio izay tiana dia mametraha fanontaniana eee :-D :-D :-D


Sambatra izay afaka mifidy fa izy no ahita ny mahafaty mitsangana indrindra!


:-D :-D
9. maeva74 ( 24/04/2010 21:57)
Tapaka ny tsinaiko hihihih :lol: :lol: :lol:
10. Ratoa ( 25/04/2010 23:58)
misy kit koa izy ireny
ka ilay prét à l'emploi fidiana. Aza adino ny mode d'emploi fa sao mitsatoka eo§
11. xxx ( 26/04/2010 12:46)
ty ny num-ko izay mitady vady
033 25 033 21
12. xxx ( 26/04/2010 15:06)
coco15:

Mitady vady aho sao misy any


Boribory kou ra coco 15 zany lé !!

:-D :-D :-D
Olona aman-tapitrisany eto ambonin' ny tany ty ve dé tsy mahita na efatra fotsiny aza ??? atôvy tena izy alou lé kivadivadin' i toi talou reny dé efa lafatra !! :-D :-D
13. ikaretsaka ( 26/04/2010 15:50)
soanja:


Fidio izay tiana dia mametraha fanontaniana eee :-D :-D :-D


Sambatra izay afaka mifidy fa izy no ahita ny mahafaty mitsangana indrindra!


:-D :-D



Ny gasy aza hono ny vevavy no betsaka ko..dia tsy afaka misafidy ve, antsenan'ampela ohatra, na eny rehetra eny :-D :-D
14. xxx ( 28/04/2010 09:13)
RAHA MITADY VADY IANAO DIA MANGATAHA AMIN'ANDRIAMANITRA FA HO AZONAO IZAY ILAINAO. MILA MAHARITRA IHANY ALOHA SATRIA NY VADY BE DIA BE FA NY TENA VADY NO SAROTRA TADIAVINA.
15. maryline ( 28/04/2010 23:49)
Mahereza e!!
16. soanja ( 29/04/2010 01:43)
ikaretsaka:

soanja:


Fidio izay tiana dia mametraha fanontaniana eee :-D :-D :-D


Sambatra izay afaka mifidy fa izy no ahita ny mahafaty mitsangana indrindra!


:-D :-D



Ny gasy aza hono ny vevavy no betsaka ko..dia tsy afaka misafidy ve, antsenan'ampela ohatra, na eny rehetra eny :-D :-D


Ny fahafahana misafidy mihitsy no mahasambatra ka!


:D

fa angaha moa ferana hoe vehivavy Gasy ihany ilay izy???? :o
17. dangytsmaty ( 29/04/2010 05:51)
Firy taona no tadiavin'toi? zah mahita mantsy 18-75 ans femme,fa eo @ 50ans mihoatra eo no betsaka, sao mety aminareo!
18. xxx ( 29/04/2010 08:40)
MARINA TOKOA IZANY. LAZALAZAO ALOHA NY MIKASIKA ANAO ( OHATRA : FIRY TAONA IANAO IZAO? INONA NO ZAVATRA TIANAO ? INONA NO ZAVATRA TSY TIANAO ? VEHIVAVY TOA IZA NA INONA NO TIANAO SNS...SNS ) DE HO MORA NY FIKAROHANA .
19. ravonjison ( 29/04/2010 10:37)
coco15:

Mitady vady aho sao misy any




Misy atý anankiray, efa nampiasaina in ' efatra. Occasion izany e, fa kosa efa tena voa-tester tsara ny fahaizany sy ny toetrany.
20. Ratoa ( 30/04/2010 00:59)
efa nampiasaina in ' efatra
oh ravonjison!!!! tsy garantie intsony izany, tsy tafavoaka argus, tsy ahitana pièce détachées rah sendra panina na dia mahakojakoja aza izy. Fahaizany inona moa no voa-tester?
Tsy aleo ihany ve première main miaraka amin'ny notice d'emploi é? mdr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4124