vady
22. ravonjison
(
30/04/2010 09:22)
Ratoa:
efa nampiasaina in ' efatraoh ravonjison!!!! tsy garantie intsony izany, tsy tafavoaka argus, tsy ahitana pièce détachées rah sendra panina na dia mahakojakoja aza izy. Fahaizany inona moa no voa-tester?
Tsy aleo ihany ve première main miaraka amin'ny notice d'emploi é? mdr
Marina ilay voalazanao e, saingy lafolafo ihany ilay premier main miaraka @ notice d' emploi.
...Ilay fahaizany miatrika sy mamaha olana, mahazaka tsara ny lalan-dratsy Antananarivo - Ambatondrazaka. Eny fa na dia andro fahavaratra aza.
23. Ratoa
(
01/05/2010 00:57)
mahazaka tsara ny lalan-dratsy Antananarivoizy mety hahazaka ny lalan-dratsy mandrevo saingy raha ratsy amortisseur sy direction na dia tsara pneu aza , mety ho sarotra ihany ny raharaha. Raha mitante koa ny tafo, loza. Tsy misy tena mahalala izay fanovana nataon'ny mpamily teo aloha ao anatiny ao anie.
24. 3188
(
13/05/2010 12:49)
rehefa tsy mahita ao @ ville de any ambanivohitra ndray mandeha e!fa ny blem kely de enao tsy mahay mitana angady. tsy maintsy mandrafozana mantsy :D :D
25. RAJOTIANA
(
14/05/2010 08:57)
Firy taona alou le tadiavina e?Zah mantsy misy efa fanenineny izay manambitamby ahy hanambady azy fa izaho tsy mety,52tona ry zareo dia izaho 24 dia tsy miady @pièce-ko sao dia miady @pièce-nareo sady deba be zany raneny zany a!manana ecole privé izay izy,Tonga Talé nareo raha miditra :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: