Tsy avelanay miaramila hirona hanaraka ny fifanarahana ataon'i Rajoelina sy Ravalomanana akory izahay tafika satria izay ihany no mahatonga azy tsy te hiresaka ary mandositra journalistes
Dia nanapa-kevitra izay manam-boninahitra fa voatery tsy maintsy hataonay ny hiresahany, ary ho henonareo androany hariva ny vaovao,ka miankina @ io no fandraisanay fepetra hamaizana na tsia ny mpamadika
Nivoaboaka matetika anie ianao izany rajakoo tato ato e, mitady toeran'ny Ranoely bainn zany , teo tsy hita izao manao koferansa daholo ny rasily mpanao politika ,aiza @ zay ialahy ry racharlot hisambotra a, :lol: