REGARDER VIDEO Journal-Ravalomanana maintient son Cap-Maputo

1. vatofototra ( 14/04/2010 19:41)
REGARDER VIDEO Journal-Ravalomanana maintient son Cap- Maputo d'abord on discute après 14 avril 2010

- Appliquer d'abord ce qui est déjà signé, on discute après - 14 avril 2010

Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i pikatti ny 16/04/2010 12:50
2. remahity ( 14/04/2010 21:28)
sur ce point, je le trouve convaincant

tsy le teako loatse le ravalo, saingy ny marina marina avao

il a muri le garçon, merci chef

if you continue like that, we will love you again

Car la politique? ça s'en va et ça revient

http://www.youtube.com/watch?v=V958q-jE6Wk&feature=related

3. maryline ( 14/04/2010 21:35)
remahity:

sur ce point, je le trouve convaincant

tsy le teako loatse le ravalo, saingy ny marina marina avao

il a muri le garçon, merci chef

if you continue like that, we will love you again

Car la politique? ça s'en va et ça revient

http://www.youtube.com/watch?v=V958q-jE6Wk&feature=related




Car la politique? ça s'en va et ça revient

Hainao soa lie remahity e!!! Mba mampatahotse koa lie avataranao zao
4. katrikatry ( 14/04/2010 22:00)
Aleo hinanan'nenan ao e, io fa mitady llalàna hivoahany dia hamely ambadika indray , aza amelana R8 a, ianao no tena mitondra ny baolina , ralavasaka mitrady hametsifetsy fa mailo tsika
5. pikatti ( 15/04/2010 10:50)
Aza mivoaka izany leisy ry Rajoelina , mandany vola fotsiny any ialahy :-D :-D ahoana moa lay filazanareo azy tato
http://www.dailymotion.com/video/xc36m5_vij11100201lci-le-journal-du-monde_news
6. fijo ( 15/04/2010 21:20)
misy zavatra atahorako ity resaka ity.
_maninonan no ezahina ahilika zafy sy ratsiraka????
_tsy fanomanana adim poko ve izany???
7. Bazilou ( 15/04/2010 23:59)
_maninonan no ezahina ahilika zafy sy ratsiraka????
_tsy fanomanana adim poko ve izany???

Ravalomanana tsy dakôro @io manilika io , na ozy eo ireo na tsisy ny fihaonana,
Ny frantsay ihany no nanamboaboatra an'io fika mantsiny io mantsy
Vive R8
8. pikatti ( 16/04/2010 12:50)
Slt remahity ; elaela indray nareo izany no tsy tazana,
asio analyses kely le raharaha hifanatrehana io klou fa tena masaka be le kôzinareo sy kidoro ireny e

Ny frantsay ihany no nanamboaboatra an'io fika mantsiny io mantsy

Ny Frantsay @ io zarazarao hanjakana io efa fombany hatramin'izay !! asakasak'ireo mbola jambena sy pahina ihany no mbola hilelaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.052