Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 27/04/2010 18:29)
hahita zavtra isika
omano daholo ny fika rehetra fa ho raiketina ny kombaka ary e. vive tgv, ny anay efa ao ny 150 vazaha anendy maramila gasy maty hoazy :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i diloo ny 28/04/2010 15:49
TEGEVE ( 27/04/2010 09:51)
HOMANO NY VALIZY FA TONGA IZAHAY DIA HITSOAKA ANY FRANCE
Ianareo Ratsirahonana, Ramaroson,Andriamanoro,Resampa,lylison,dia efa ilazaoa ny akamanareo fa ho be ny ho very seza Tsy azonareo hanao vava intsony aho manomboka androany, izao tsy maintsy mila Afri... tohiny
xxx ( 27/04/2010 09:27)
VERY TADIDY ( TROUBLE DE MEMOIRE)
MBA MANGATAKA FANAMPIANA AMINAREO FA MORA VERY TADIDY KA RAHA MBA MISY FANAFODY NA TAMBAVY NA TORO-HEVITRA HAFA DIA MBA VONJEO E !... tohiny
novalian'i soanja ny 28/04/2010 05:07
vatofototra ( 26/04/2010 19:43)
REGARDER VIDEO Journal-Les 3 Mouv au charter, la HAT en jet
REGARDER VIDEO Journal-Les 3 mouvances au charter, la HAT en jet mardi 27 avril 2010 en partance pour Pretoria -Les mouvances Zafy, Ratsiraka et Ravalomanana seront transportées ensemble le ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2010 19:49
xxx ( 26/04/2010 17:41)
Hanambady vazaha ve?
Izaho izany lehilahy 32 taona. Efa fotoana tsara anambadiana. Dia misy vazaha vavy izay misipa amiko. Tena mahafinaritra ahy izy sady tsotra. Fa ny manahirana ahy dia ny fianakaviako. Ilay hiran'i Voa... tohiny
novalian'i siga_soa ny 15/08/2011 11:09
ralaisolo ( 26/04/2010 16:18)
saiky voasambotr'i lt cl Raymond i Lilison sy Charles omaly
efa narahan'ny FIGN notarihin'i Lt Cl Raymond ry zalahy raha nihazo an'Ivato iny ,fa nony teo Andranomena dia nihodina tampoka niverina nankaty Ambohimanarina tampoka indray ry Lilison nefa saika ho a... tohiny
novalian'i diloo ny 27/04/2010 23:08
xxx ( 26/04/2010 12:43)
Hira Duo Tsara
Inona kay ny hira Duo (slow) tianareo? na gasy na vazah io : Ny ahy iao ireto no isan'ny tiako : - Satria (Bodo) - when you tell me that you love me (Julio Iglesias & Dolly Parton) - I Hate you th... tohiny
pikatti ( 26/04/2010 11:13)
TGV MARIONETY
[img]http://www.midi-madagasikara.mg/images/stories/Tchin/Tchin240410_kely.jpg[/img] Marianne mpamily tgv VIRE TGV :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/04/2010 06:00
zefalahy ( 25/04/2010 18:53)
hiakatra gal koa za
efa nenjehako hatrany n tanimbarary ireo mpanakorontana eto @ firenenana nefa tsy lasa gal za,natao ny cinema t@ ireny resaka baomba ireny fa eeee ,natao cinema coup d'etat fa dia silaka foana ,rahovi... tohiny
novalian'i fijo ny 27/04/2010 18:29
niryna ( 25/04/2010 05:15)
Namana mpanoro-voana
Efa mba nanana namana nanoro-vohana ve nareo na tamin'ny mbola kely ity na efa izao lehibe izao? Ohatra hoe taritiny hingitrika ny tena dia kanefa avy ero ry zareo lasa ihany dia tratra daholo dia ... tohiny
novalian'i niryna ny 04/05/2010 19:31
sipagasy ( 24/04/2010 17:12)
tohano fa antsika
mba mametraka kely ato aho fa mahasoa e! taizao @ isany ny taranaka fara aman-dimby hisolo antsika ety an-tany e!! http://vakanala.org/ tsindrio ilay bokotra hoe : vote ... tohiny
sipagasy ( 24/04/2010 17:10)
tohano fa antsika e!
mba mizara aho fa hitako fa mahasoa e! http://vakanala.org/ misy hoe vote pour ao dia mba tsindritsindrio ao ô!... tohiny
novalian'i soanja ny 29/04/2010 01:20
Tanora ( 24/04/2010 16:02)
vehivevy tany liban
manao ahoana daholo isika, hay ve ka tena marina fa mijaly ny vehivavy malagasy miasa any liban,efa ela mantsy no nidy dinika teto nilaza fa tsy marina ny filazana ny fampahoriana ny vehivavy miasa an... tohiny
novalian'i soanja ny 12/05/2010 02:55
vatofototra ( 24/04/2010 11:47)
REGARDER VIDEO Journal-Les Faucons jouent les pyromanes
REGARDER VIDEO Journal-Les Faucons jouent les pyromanes 23 avril 2010 Vatofototra a changé de look, penser à modifier votre favoris * Moins d'une semaine de la rencontre à Johannes... tohiny
novalian'i fijo ny 27/04/2010 18:32
Voninahitra ( 24/04/2010 10:36)
pasipaoro biometrika nanomboka oviana?
Manahoana daholo ten tara be zah hay ka lasa biometrika ny pasipaoro? nanomboka oviana kay?' misaotra e V... tohiny
novalian'i sipagasy ny 19/06/2010 07:04
feticon ( 24/04/2010 05:15)
may volo tratra vao maheno an'i chissano i tgv
[URL=http://ti1ca.com/27z7hlc7-car2404-car2404.jpg.html][IMG]http://mk0.ti1ca.com/27z7hlc7.jpg[/IMG][/URL] efa ho endasina indray izany ialahy ry tgv ,izay vao tena ho vita matavy ,ny miaramila ity e... tohiny
novalian'i fijo ny 27/04/2010 18:34
pimaso ( 23/04/2010 12:07)
efa akaiky kely ny retour en force...
SON EXCELLENCE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE MALGACHE RAVALOMANANA MARC A BIENTOT... tohiny
novalian'i diloo ny 27/04/2010 06:25
esserra ( 23/04/2010 10:34)
Rajoelina vs Chissano
Vao nipoitra ny fotsiny ilay anarana tonga dia toy ny tsy teo ralavasanga akoholahy fataka « Je n’irai pas en Afrique du Sud, si tout n’est pas clair à l’avance concernant le document à ... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 28/04/2010 02:54
tgvafond ( 23/04/2010 09:46)
Trafic bois de rose ,Trafic d'or budgut FAT
En 2009, à peine 80 kilos d’or ont été déclarés, à Madagascar,alors que la production nationale d’or est estimée à 20 kilos par semaine soit plus d’une tonne par an. Le ministère des Mi... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2010 19:05
ralaisolo ( 23/04/2010 08:42)
Misy mivadika ireo miaramila manamboninahitra sasany
......ka izany no matetika ahafantaran'ny FATY ireo hetsika rehetra ho fanoherana sy hakana ny fitondrana eo ampelatanan'ny adala atao ,fa ny zava-misy marina aloha dia ny fikononkonon'ireo tafika tsy... tohiny
novalian'i zefalahy ny 25/04/2010 18:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1359