Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 28/04/2010 22:34)
hiroboka ve za ry reto fa tena ela izay naha- irery izay ?
Zao ny fandehany:efa ela dia ela za zay tsy nanana sipa, efa tsy nieritreritra ny hanana intsony mihitsy satria efa 42 taona za zao , dia efa tsy nanantena intsony mihitsy hoe hisy hijery; vhv za , ts... tohiny
novalian'i MitovyB ny 02/06/2011 19:50
bazylou ( 28/04/2010 20:22)
Efa lany daty le GTT
Efa lany daty io fA efa tsy any intsony ny baolina izao. Lany andro mizesta ao am ambassade nefa le ambassade aza hita be hoe tsy misy mpijery akory. Fa naninona ary ireo no tsy nipetraka tao ra... tohiny
novalian'i pink ny 30/04/2010 21:23
vatofototra ( 28/04/2010 18:53)
REGARDER VIDEO Ravalomanana part pour la rencontre Andry
REGARDER VIDEO Ravalomanana part pour la rencontre avec Rajoelina 28 avril 2010 20h30 - Ravalomanana part pour son rendez-vous pour la rencontre avec Rajoelina - Rencontre délégation Ravaloman... tohiny
novalian'i ValoRa ny 29/04/2010 10:12
xxx ( 28/04/2010 18:29)
Rado, ilay fitiavako fahiny!!
Asa raha tsaroanareo ity tantara ity " Rado, ilay fitiavako fahiny" nosoratsoratan´ilay mpanoratra teto heritaona lasa izay, dia nanokatra blaogy izy tahoriana kely ary ataoko fa nitsidi-pahitra ke... tohiny
novalian'i ando12 ny 20/12/2015 13:20
vatofototra ( 28/04/2010 18:27)
ECOUTER Fil Infos Rencontre 4 mouvances Pretoria 20h30
ECOUTER Fil Infos Rencontre 4 mouvances Pretoria 28 avril 2010 20h30 - Du jamais vu, une réunion sans ordre du jour, sans document de travail connu, évidement sans communication. - Rajoelina s'e... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2010 00:08
bazylou ( 28/04/2010 17:25)
hehehehe za efa nikozy
Za efa nampitandrina fa ianareo no nisiska ka dia raiso ny valin kafatra ary e. Vita le8. Miala any ny gvt vaovao. Tsy ampy amidin ny frantsay sy ny tgv wa ianareo mianakavy Mazava be ny baoli... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/04/2010 23:44
vatofototra ( 28/04/2010 17:07)
ECOUTER Fil Infos Rencontre 4 mouvances Pretoria 19h
ECOUTER Fil Infos Rencontre 4 mouvances Pretoria 28 avril 2010 19h - Les travaux n'ont pas encore commencé, mais de bal de va et vient entre les chefs de mouvance et les médiateurs - Rajoelina a... tohiny
xxx ( 28/04/2010 13:01)
urgent : ity ndray aho sy le tantara iny misy tohiny le izy
efa teto aho tsy tadidiko hoe tam ovina : nila torohecitra aho tam zay: satria nisy bandy tiko tao antananay saingy zaho sarokenatra de ts mahay miresaka amiko sady ts sahy ...le bandy hitako fa tia a... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2010 11:17
hana ( 28/04/2010 12:44)
moto école
Miarahaba antsika rehetra Te hanontany aho hoe misy moto école ve ao Antananarivo, izany hoe te hianatra hitondra cylindrée mihitsy. Dia aiza ary mety ho ohatrinona eo? Tokony ho hafiriana ny faha... tohiny
novalian'i joax20 ny 09/02/2011 15:50
hana ( 28/04/2010 12:40)
télécommande
Miarahaba ny namana rehetra. Misy olana kely aho ry zareo, sao mba eto aminareo no hovoavaha izy ity? Ilay fiara izany mivoha sy mihidy @ télécommande toy ny fiara betsaka ankehitriny e. Saingy ang... tohiny
novalian'i manoasoa ny 05/10/2012 13:12
vatofototra ( 28/04/2010 11:47)
ECOUTER Fil Infos Rencontre 4 mouvances Pretoria 28 avril 20
ECOUTER Fil Infos Rencontre 4 mouvances Pretoria 28 avril 2010 12h30 - Ouverture officielle de la rencontre entre les 4 mouvances à 15h (heure locale, 16h heure de Madagascar) - Toutes les délé... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/04/2010 14:22
xxx ( 28/04/2010 09:07)
SAKAFO MAHA ELA VELONA
MBA ILAZAO KARAZANTSAKAFO MAHA ELA VELONA REOLONA RAHA MISY MAHAFANTATRA ? TOA NY VEGETARIEN HONO NO MARO SALAMA TOMADY MATANJAKA INDRINDRA , ARY ANY ASIE NO MISY OLONA ELA VELONA INDRINDRA. KOA RAHA... tohiny
novalian'i niryna ny 28/05/2010 03:55
xxx ( 28/04/2010 09:03)
SAKAFO MAHA ELA VELONA
MBA ILAZAO SAKAFO MAHA ELA VELONA RE OLONA RAHA MBA MISY MAHAFANTATRA FA ARAKA NY HENOKO DIA NY VEGETARIEN HONO NO ELA VELONA INDRINDRA ETO ANTANY. ARY ANY ASIE NO MISY IREO OLONA SALAMA SY TOMADY ARY... tohiny
Djhamhal ( 28/04/2010 07:42)
Bekobay !!
Nisy fotoana no tsy naha teto ahy fa namita iraka tany @ faritra boeny II iny Bekobay!!,lalana 46 km mivily eo ambovondramanesy(mankany mahajanga) no misy azy ity ary mitohy hatrany mahajamba ! ny vol... tohiny
novalian'i fijo ny 17/07/2010 19:15
pikatti ( 28/04/2010 05:48)
Mifankatiava fa aza miady
Tsisy mandresy tsisy resy , izay no andrasana avy @ ireo delegasionina samihafa Tsy misy ny hijanona mandrakizay eo ,fa ny tombontsoam-pirenena no dinihina sy jerena... tohiny
novalian'i milamm ny 30/04/2010 09:04
soanja ( 28/04/2010 04:48)
Vidin'alika iray ao Dago
Azafady fa tsy hitako hoe aiza no ametrahako ity fanontaniana ity. Ohatrinona azafady izay mahalala ny vidina chien berger allemand na rottweiler iray ao Madagasikara. Aiza no toerana mety mivarotra a... tohiny
novalian'i soanja ny 17/05/2010 17:00
andevo ( 27/04/2010 23:41)
Babozy et les 150 FAMAS
[quote]Mpandefa : AndriambyII [ Valio ] 28-04-2010 00:39:31 Lohateny : Re : hahita zavtra isika Fa ny vazah ve tsy oul ééé ?? [/quote] Raha te hisoleka basim-bazaha i Andriambill tsy misy mana... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2010 12:06
AndriambyII ( 27/04/2010 22:25)
Fanadiovana an\' iMadagasikara !
Andry rajoerina , RavalomaneMarc , Rolland Ratsy iraka , Manandrafy Rakotonirina , Ratsy rahonana , Pierrot rajaonavet , Andriamanjato clochard , Ramaroson , Rakotonandra saonina , Andrianarijaona , M... tohiny
Bazzylou ( 27/04/2010 20:13)
Lasa ihany rangahy ty Rafingotra a
Saika nasiany fanompanam-panjakana faramparany fa voaterin'ny CI marina angamba rafingotra nefa vava hany zany nataony izany , dia mbola hoe tsy handeha ihany hono :-D :-D :-D Haingana l'ty a, al... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/04/2010 05:52
vatofototra ( 27/04/2010 19:38)
REGARDER VIDEO Journal-L'Andriandreraka a pris son jet privé
REGARDER VIDEO Journal- L'Andriandreraka a pris son jet privé, au frais de la princesse, ce 27 avril 2010, les autres en charter - Le Président de la HAT Rajoelina a pris son avion ce jour pour s... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.3643