moto école

1. hana ( 28/04/2010 12:44)
Miarahaba antsika rehetra
Te hanontany aho hoe misy moto école ve ao Antananarivo, izany hoe te hianatra hitondra cylindrée mihitsy.
Dia aiza ary mety ho ohatrinona eo? Tokony ho hafiriana ny faharetan'ny fianarana raha olona efa manana permis B?
Misaotra mialoha
novalian'i joax20 ny 09/02/2011 15:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3109