Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja
(
01/05/2010 23:35)
Olana ara-piarahamonina
Aiza no alehan'ireto ankizy tsy manan-kialofana sy tsy manan-kaleha noho ny hetraketraky ny fiainana?
Iza no tompon'Andraikitra voalohany?
Ho aiza isika sy ny ho avintsika Malagasy? Aza miravi...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 16/05/2010 22:13
ndotofetsy
(
01/05/2010 22:48)
Pretoria
natsiro be hono ny kaly de mlverina afaka 15 Jours sady nahazo mltondra nody =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ...
tohiny
novalian'i diloo ny 02/05/2010 02:21
bazylou
(
01/05/2010 19:13)
na iza miteny eo na iza
Dia TGV ihany no ady eo.
Gasy maty hozatra daholo ny ambiny. Na ny rasila aza tsy sahy.
Merci TGV.
Wawa no betsaka, le magro tsy misy kilian e. Lool
Zany gasy miala frantsay izany tsy misy r...
tohiny
novalian'i pink ny 02/05/2010 16:22
xxx
(
01/05/2010 15:19)
reny mpisera, toroy hevitra.
azo atao ve ny manome fromage (la vache q rit) an'zaza 6mois???? sa aloha loatra....
tohiny
novalian'i sipagasy ny 07/05/2010 06:15
soanja
(
01/05/2010 15:05)
Ilay Lanitra paradisa
Mahavariana tokoa ny fitiavan'olombelona ilay finoana sy ny imatematesany aminy. Raha dinihina moa izany ny an'i Xtianina dia ny hahazoana ny fanavotana ka hidirana ho isan'ny mponina any an-danitra....
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 25/05/2010 14:27
vatofototra
(
01/05/2010 13:13)
ECOUTER Déclaration Joachim Chissano Médiateur 1er mai 2010
ECOUTER Déclaration Joachim Chissano Médiateur 1er mai 2010
La réunion de Pretoria s'est soldée sans accord signé, rendez-vous dans 15 jour
- Déclaration Joachim Chissano Médiateur
- Décl...
tohiny
novalian'i ouioui ny 02/05/2010 12:37
TEGEVE
(
01/05/2010 12:27)
Aoka hijanona sao sirika
Wainnnnnn Beuuuuuuuuuuu, nanontanian-dry zalahy aho hoe aiza izany accord miafina nosiniaviko sy ny Frantsay , tena tsy hitako intsony ny nasiako ny aiko marina e,
Ary ianareo ry Hipopokamo mba aza m...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 01/05/2010 22:44
locl
(
01/05/2010 10:30)
Sokafo ny ady hevitra
Ka inona moa izany no interet la France amin'izao fikatsohany raharaha izao? Sao dia tokona hapetraka any aminy toerana misy azy izy, dia ny hamahany aloha ny problème eto europe, ny tiako lazaina di...
tohiny
novalian'i locl ny 02/05/2010 11:47
vatofototra
(
01/05/2010 09:11)
REGARDER VIDEO Déclaration Ravalomanana 1er mai 2010
REGARDER VIDEO Déclaration Ravalomanana - Déclaration Guy Rivo 1er mai 2010
La réunion de Pretoria s'est soldée sans accord signé, rendez-vous dans 15 jour
- Déclaration Ravalomanana
- DÃ...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 01/05/2010 22:56
ValoRa
(
01/05/2010 08:20)
vita ny resaka efa miandry ny mpiangona ao radio fazavana
efa tenenina fa éééé!!! efa miboredika fa éééé!!!, efa nihena fa éééé!!! soa ihany fa nanaiky ny hanovana an le protocole d\'accord avy @ frantsay sy Afrique de sud i ramsé fa raha tsy iz...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 01/05/2010 22:57
katrikatry
(
30/04/2010 23:50)
Plan B Rajoelina
Plan BLA BLA lany BALA na Plan B Barakay
...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 01/05/2010 22:59
bazylou
(
30/04/2010 20:16)
resaka ka resaka
Fa zany le8 izany aloha dia tsy ho tafaverina tsony eto Mada e.
Raha tsy hoe efa maty lery.........lollll
Le tena fifanarahana efa vita ela ary tsy nisy an le8. Lool...
tohiny
novalian'i milamm ny 02/05/2010 12:01
fijo
(
30/04/2010 19:31)
raha tsy misy fifanaraha vita sonia
mandrangaranga ingahy rajoelina,fa na hisy sonia na tsia,dia efa manana "plan B" izy.
misy zavatra kely hadinony.
raha tsy misy anie fifanaraha,dia tsy hoantsoina hoe"filoa"izy e,io fiantsoana azy h...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 01/05/2010 23:00
AndriambyII
(
30/04/2010 19:12)
Premiers gestes manoloana ny AVC à60% maika be ry namana !!
Inona no zavatra hatao voalohany indrindra mba hahatony ny marary ? Mba valio haingana fa miandry ny valin-teny na fanampiana @ izay afaka mamaly , vonjy aina ity ry namana isany ,patient de 60 ans m...
tohiny
novalian'i xxxy ny 10/08/2010 16:51
vatofototra
(
30/04/2010 16:56)
REGARDER VIDEO Interview Guy Rivo Porte parole Ravalomanana
REGARDER VIDEO Interview Guy Rivo Porte parole Ravalomanana 30 avril 2010
- Interview vidéo Guy Rivo Porte parole Ravalomanana
TELECHARGER Projet d'accord proposé par la France et accepté...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 01/05/2010 23:03
Annie2006
(
30/04/2010 15:47)
Ravalomanana est le seul beneficiaire de L'ACCORD
Aza raisina am-bokony fa alalino tsara, fa mazava hoa azy fa RAVALOMANANA no tena mahazo tombotsoa amin'io ACCORD io raha tanterahina izy io:
JEREO ATO fa mahaliana ny fandalinana:
http://www.journa...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 01/05/2010 23:05
Bazzylou
(
30/04/2010 13:10)
PROJET DE PROTOCOLE D’ACCORD
MADAGASCAR MEDIATION INITIATIVE PRETORIA
PROJET DE PROTOCOLE D’ACCORD
Préambule
Les signataires du présent accord :
Conscients de l’importance des principes et de l’esprit des ac...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 01/05/2010 23:08
vatofototra
(
30/04/2010 08:23)
REGARDER VIDEO Point de presse Joaquim Chissano Chef de la M
REGARDER VIDEO Point de presse Joaquim Chissano Chef de la Médiation 29 avril 2010
- Point de presse Joaquim Chissano Chef de la Médiation
Les leaders malgaches ont entamé mercredi 28 avril d...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 30/04/2010 20:09
xxx
(
30/04/2010 06:26)
JEU VIDEO - PS 1- PS 2
Mba mila vonjy aminareo mpanabe fa tena variana amin'ny filalaovana JEU VIDEO isankarazany ny zanako , ary ny namany dia io daholo no kilalaony ?...
tohiny
novalian'i soanja ny 01/05/2010 22:30
xxx
(
30/04/2010 06:20)
HOMAMIADANA ( CANCER)
Inona no mahatonga ny olona ho voan'ny cancer fa be dia be ankehitriny no voa an'io aretina io ? Ary inona no fiarovana sy fanafodiny ?...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/05/2010 19:50
