Plan B Rajoelina

1. katrikatry ( 30/04/2010 23:50)
Plan BLA BLA lany BALA na Plan B Barakay

2. pikatti ( 01/05/2010 00:10)
Avoahy @ izay hoe izany plan B izany e, asehoy fa aza manaraka ambokony ary e, aleo hitan'ny pokona eto raha favy elah
3. katrikatry ( 01/05/2010 01:16)
Tsy mety miala amin’ny sori-dalana avy amin-ndry zareo Frantsay Ing. Andry Rajoelina. Fantatra fa tsy mifanalavitra amin’ny fehin-kevitra tapaka tamin’ilay Teny ifampierana» nokarakarain’ny fitondrana FAT izy ity.
Aoka razandry a, modia @ izay fa vizaka eo fotsiny ,ahorony entanao dia modia any frantay , basta :evil: :evil:
4. pikatti ( 01/05/2010 09:42)
Afaka 15 J ndray zany ialahy rabitro fa dia efa amboary tsara indray le saka be loha e, tsisy tototra le fika e
Ilazao i joyandet,lainga tsara fafy hay nedala io tsy nahita an'i L8 akory , any @ Ratsiraka izy milaza fa nanaiky le8, eran'ny tanàna milaza fa nanaiky le 8,i rabitro mitatatata @ Malagasy fa efa nanaiky le8
Kii, vao nianga dia hoe R8 sy Rajou
Tsisy fika fa tsy lasa ialahy rajoayndevoka :-D :-D
5. ndotofetsy ( 01/05/2010 22:59)
plan biteka kely eeeeee

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0473