Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sylvain ( 06/05/2010 12:12)
enquéte ny 7 février!!
alefaso wa ny enquéte hijerena ny tena marina ty misy fanadihadina tsotra http://www.youtube.com/watch?v=UbSN6Rvj1bs&feature=player_embedded#! ho hita ihany ny nafenina ... tohiny
novalian'i diloo ny 08/05/2010 16:24
xxx ( 06/05/2010 08:43)
ADINTSAINA (ASA LOHA)
Mba omeo toro-hevitra fa be loatra ny adintsaina noho ny fahasarotan'ny fiainana. Be dia be ny tanjona no kendrena nefa tsy tanteraka daholo. Toa misy sakatsakana foana .... tohiny
novalian'i niryna ny 08/05/2010 20:20
vatofototra ( 05/05/2010 20:50)
REGARDER VIDEO Madagascar au centre de la presse africaine
REGARDER VIDEO Madagascar au centre de la presse africaine -Analyse et point de vue -voir début des 3 vidéos successifs Participer au FORUM Visiter et Poster gratuitement vos petites annon... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/05/2010 23:26
Picassi ( 05/05/2010 19:34)
manimanitra plan C(ul) izyè izany
vive le plan A plan B Plan C ect Z a rencontre du président de la HAT, Andry Rajoelina avec les hauts dirigeants des Forces armées qui devait se tenir au Palais d’Iavoloha hier n’a finaleme... tohiny
novalian'i bazylou ny 08/05/2010 17:47
terrywui ( 05/05/2010 15:22)
GAIGY TY MARINA MAFY .....
Tsy hita tsony ze lohany sy vodiny amle politika fa misangojy be ao ny "hiala sy tsy hiala " ny " hanangana Fitondrana neutre sy ny hampanao fifidianana " ny pi-maso ataon'ny bodega sy ny prà mba han... tohiny
novalian'i bazylou ny 08/05/2010 18:21
gasyjean ( 05/05/2010 12:13)
Misy Diksionera gasy ve?
Saika mba hanontany hoe raha misy diksionera malagasy?Ny tiako ho lazaina dia diksionera gasy manazava ny teny gasy ,fa tsy hoe mandika azy amin'ny teny hafa tsy akory.Izay mba mahalala dia mba omeo n... tohiny
novalian'i Ratoa ny 06/05/2010 22:26
vatofototra ( 05/05/2010 09:51)
REGARDER VIDEO Enquéte sur le 7 février 2009 - Un autre poin
REGARDER VIDEO Enquéte sur le 7 février 2009 - Un autre point de vue -Le carnage à Ambohitsirohitra n'a pas encore révélé toute sa lumière. Il est toujours au centre des débats, franchissan... tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2010 20:40
xxx ( 05/05/2010 09:36)
Miss! Mister!!
indray mandeha za no mba sendra nijery io fandaharana io t@ tele ! dia ôtran'ny sorena zany za avy eo ! ny naha sorena ahy ?? toa fanakianana ranoray no taon'ny mpitsara azy fa toa tsy mba nisy mihin... tohiny
novalian'i kaiaja ny 26/05/2011 12:24
pikatti ( 05/05/2010 09:17)
Radio viva
Ary manompanompa ny rasily fotsiny koa no tena asan'ny radio tgv :roll: Nandray fitenenana omaly ry zalahy manam-boninahitra sy manam-boninahitra lefitra handray ny andraikiny ny miaramila rahalahy,... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2010 20:20
bazylou ( 05/05/2010 04:38)
ny gasy anie
Olona kamo velona izay ihany ka ny hataka etsy sy eroa no ivelomany e. De rehefa tsy omen ny vazaha vola kely tonga dia maty e. Efa zadratsy loatra ka izao no nalehany. Vive TGV... tohiny
novalian'i bonazy ny 06/05/2010 09:14
niryna ( 04/05/2010 20:07)
Ry mpanarato
Nandray ny fihirana aho dia nihirahira ity hira ity ka misy afaka ve isika anazava ilay sarinteny eto,misaotra mialoha [b] O mandrosoa ry mpanaraton'i Jeso,izay no baiko azontsika ka mandrosoa.Jes... tohiny
novalian'i niryna ny 17/05/2010 20:17
ramosekely ( 04/05/2010 19:53)
entre le marteau et l’enclume i tgv
araka ny fanatatra dia tsy hanaiky ny pretoriaII i radomelina ary nandroso ny fay déroute hoan'i tafika malagasy ,loza anefa fa maro an'ireo lazaina fa tafika no tsy manaiky an le fay deroute,anisany... tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2010 19:45
vatofototra ( 04/05/2010 16:23)
REGARDER VIDEO Déclaration FIGN O4 mai 2010
REGARDER VIDEO Déclaration FIGN O4 mai 2010 -Déclaration des militaires au sein de La Force d'Intervention de la Gendarmerie Nationale 04 mai 2010 Participer au FORUM Visiter et Poster gr... tohiny
novalian'i pikatti ny 05/05/2010 09:33
vatofototra ( 04/05/2010 15:29)
REGARDER VIDEO Conférence de presse Rajoelina 03 mai 2010
REGARDER VIDEO Conférence de presse Rajoelina 03 mai 2010 - Conférence de presse Rajoelina après avoir rencontré les militaires 03 mai 2010 - Fetison Rakotonirina Invité de l'Actualité MaT... tohiny
novalian'i pikatti ny 05/05/2010 09:43
ndotofetsy ( 04/05/2010 13:02)
tezitra daholo ny rehetra afa tsy za
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) http://www.youtube.com/watch?v=znj2YrFZFtQ http://www.youtube.com/watch?v=k0sWOv2aFls... tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2010 19:47
TEGEVE ( 04/05/2010 12:21)
13 ministères pour les forces armées
Mba zaraina kely toerana aloha ry rajako isany ireto sao mba hilamina ihany , omena ny Affaires Etrangères; ny Intérieur; ny Santé; ny Education nationale; ny Communication; ny Environnement; ny E... tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2010 19:51
edgar ( 04/05/2010 12:13)
VAHOLANA TSOTRA : FIFIDIANANA fa saingy
Ny vahaolana tsotra dia ny fifidianana fa saingy izao no mampihova ny ho lazaiko : - Ny legislative no ho atao afaka 3 volana karakarain'ny gvt neutre (teknisianina miaraka na tsia amin'ny miaramila)... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2010 20:20
xxx ( 04/05/2010 09:35)
SAO MBA MISY MAHAFANTATRA NAREO?
Aôna ny hi conservena yaourt @ pot mandritra ny 15 à 20 jours fa tena mba ilaiko raha mba misy mahalala! efa nijery t@ google fa sarotra be le any fa le mora raha mitsy mahay, zafady de misôtra mia... tohiny
novalian'i albi ny 16/01/2011 22:58
LazaDaddy ( 04/05/2010 09:03)
Vive la France?
10h39 Une délégation française composée de hauts fonctionnaires du quai d'Orsay et des officiers de marine se trouvent actuellement ... tohiny
novalian'i milamm ny 04/05/2010 17:40
Toumba ( 04/05/2010 07:35)
tsy hanaiky fay, déroute ny miaramila
Source: courrier de madagascar www.courrierdemada.com Écrit par Bonaventure Lundi, 03 Mai 2010 13:44 . Sa duplicité de langage, sa versatilité, ses fréquents volte face agacent maintenan... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2010 20:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.536