tezitra daholo ny rehetra afa tsy za

1. ndotofetsy ( 04/05/2010 13:02)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
http://www.youtube.com/watch?v=znj2YrFZFtQ

http://www.youtube.com/watch?v=k0sWOv2aFls
novalian'i fijo ny 05/05/2010 19:47
2. Picassi ( 04/05/2010 13:27)
hafa ihany dada e na ny rfi aza fanina mihitsy rehefa novaliany t@ teny anglisy
3. ndotofetsy ( 04/05/2010 13:37)
hafa ihany za eee ze mimeme eo dia dakana

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. diloo ( 04/05/2010 13:37)
I bitro sady tsy mahay teny angilisy sy teny frantsay tsy akijery taratasy toa an'i Ra8. Rehefa tsy mahazo ilay soratra vakiana fotsiny lery, tonga dia sirika be ny lainga rehefa atao interview. Izany no mahatonga an' i joyandet sy i ratsirahonana tsy dia lavitra azy, vao mirongatra ny mpanao gazety.=))
5. Picassi ( 04/05/2010 13:38)
eto aloha manala azy kely e
http://www.youtube.com/watch?v=6abJENrvKvc&feature=player_embedded
hita hoe naharesy ny mouvance ravalomanana tany afrika atsimo e ,na ny frantsay miseho ho azy matanjaka azy niala maina
6. locl ( 04/05/2010 18:56)
Tsy hiala teo mihintsy zahay raha tsy miverina dada an
7. fijo ( 04/05/2010 20:01)
hisy hamono io bandy kely io ny hiafarany,fa toa tsy mety tonga saina mihintsy lery
8. Toumba ( 04/05/2010 20:07)
ohatran'i daddy camara ihany no hiafaran'io e ,bandy na bac aza tsy hananan'i lery
9. fijo ( 04/05/2010 20:08)
izay mihitsy
10. pikatti ( 05/05/2010 09:48)
eto aloha manala azy kely e

tsy hiala eo mihitsy aho raha mbola tamàna a! :-D
Raha tena dinihina dia tena tamàna loatra ty rabitro ,hiafara hoatran'ny kalalao matin-dronono , matimaty ndraha tiany
Mahita zavatra ihany elah aloha radonto e, aleo hotran'elah kosa toy izay i bazylozitra sady tsy mimé no tsy mivolana fa dia mamokivoky bitibazah ao :lol:
11. fijo ( 05/05/2010 19:47)
rah amba tena fanjakana anie letsy no fikirina,mba azo hiafiana,fa nisy latsabato e,fa ity "fitondrana"baoritra ity ve no fikirina,tsy hovoasoratra amin'ny tantaran'ny mpitondra malagasy akory.tssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.061