Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vatofototra ( 08/05/2010 18:49)
REGARDER VIDEO Fanambaràna Hetsiky ny mpitondra fivavahana
REGARDER VIDEO Fanambaràna Hetsiky ny mpitondra fivavahana 08 mai 2010 Vaovao malagasy : - Nandritry ny fotoam-pivavahana nataon'ny Hetsiky ny mpitondra fivavahana teny Antsonjombe ny 08 mai 20... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/05/2010 23:05
bazylou ( 08/05/2010 18:15)
aiza ihany le anao amin'ny tgv
sa efa maty hozatra ry be wawwawawa isany?? lany andro magro e, behoririka e, ambohijatovo e, tsy misy atao angaha ianareo?? vive tgv ary tgv ihany no ady eo. makanesa any rsa daholo ze te hanom... tohiny
novalian'i bazylou ny 10/05/2010 19:14
bazylou ( 08/05/2010 17:35)
hafatra ho an'ny rehetra
ho an'ireo izay manenjika ahy eto , dia ho diso fanantenana izy aloha e, fa tonga eto foana ny bandy e vive tgv :-D :-D :-D :-D ... tohiny
xxx ( 08/05/2010 14:29)
Vaha olana!
Mba mahalasa saina ahy ireto zavatra telo ireto, ka indro entiko eto mba hiarahana mandinika. 1 - Raha te hahita vaha olana ianao, na @ olana inona na @ olana inona, de raiso ny baiboly hoy ire... tohiny
novalian'i bor2lais ny 28/05/2010 08:33
vatofototra ( 08/05/2010 13:03)
REGARDER VIDEO Madagascar s'enfonce dans la crise - Afrique
REGARDER VIDEO Madagascar s'enfonce dans la crise - Afrique Presse TV5 Analyse de la situation à Madagascar Au sommaire : - Nigeria : la mort du président uMaru Yar'Adua. - Madagascar, la ... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2010 12:36
taloha ( 08/05/2010 12:31)
Mitady namana nipetraka tao @ toby Ratsimandrava
Mitady an'i Ida izaho raha mba misy mahalala na mba sendra mandalo eto izy. Nianatra tao @ EPP Andrefan'ambohijanahary izy ary nipetraka tao @ tobin'ny zandarimaria Ratsimandrava. Mpianamana be izaha... tohiny
novalian'i taloha ny 17/06/2010 16:27
zakilinina ( 08/05/2010 06:53)
Asan-jiolahy mahagaga
Mirongatra tsy misy toa izany ny asan-jiolahy eto Madagasikara. Very tondroavaratra izy ireo satria tsy fantany intsony ny maodely tokony arahana. Mahatsapa izy ireo fa tontolon'ny halatra no iainan... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/05/2010 23:46
fijo ( 07/05/2010 19:43)
tafika,sa miara mila
rehefa dinihina ny zavatra misy ao MADAGASIKARA,dia mahalasa saina ihany ny zavatra ataon'ireo antsoina hoe "tandroka aron'ny vozona" raha efa nitsilopy ny teny amin'ny 13 mai,ary efa naika hitsoak... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/05/2010 23:49
tgvafond ( 07/05/2010 15:59)
Misitri-belona daholo marina e
Certains ministres semblent prévenir qu'ils ne plieront pas bagages malgré la formation de ce gouvernement militaro-civil. « Quoi qu'on fasse, le résultat sera le méme tant qu'il n'y a pas reco... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/05/2010 23:59
bazylou ( 07/05/2010 15:17)
ary ino na no
Ipetrahan ireo andevo kelin le8 ao mdg fa tsy nanaraka azy any rsa ??? Naninona no tsy niondrana any rsa daholo ry 8ista fa tsy mety milay ho azy I mdg? Tsy mazava, Ra terrywii, any am ip ... tohiny
novalian'i bazylou ny 08/05/2010 17:45
pikatti ( 07/05/2010 12:38)
CENI??? CENA???CINEMA???
BAC sa VATO [img]http://www.tananews.com/wp-content/uploads/2010/05/vote.jpg[/img] Le Comité Électoral National Indépendant (CENI) a tranché sur la date du référendum constitutionnel. La date ... tohiny
novalian'i diloo ny 08/05/2010 15:55
lizabeth ( 07/05/2010 11:00)
TSIARO ANGITARA
"Aty an-tany lavitra aho no mihira ho an'ialahy..." Tsiaro an-gitara ireo vazo ambony tamboho miaraka amin'i Luk, Mahery ary Nini Colbert SAMEDI 8 MAI à 21H 51 bd de la liberté 92320 CHAT... tohiny
vatofototra ( 07/05/2010 10:48)
REGARDER VIDEO Déclaration de l'Armée - Refus Plan B Rajoeli
REGARDER VIDEO Déclaration de l'Armée - Refus Plan B Rajoelina 06 mai 2010 - L'armée a réfusé le Plan B proposé par Rajoelina - Fanambarana - Fanompo-pivavahana karakarain'ny Hetsiky ny mpit... tohiny
novalian'i Noue ny 07/05/2010 16:14
xxx ( 07/05/2010 10:36)
be fanadinoana
Misy torohevitra ve azo omena ahy fa mora manadino be ilay zanako 5 taona. Ohatra raha ampianarina marika 1 + 1 = 2 , de adinony vetivety io. Na koa mamaky boky lecture : ohatra L + i , vakina Li de... tohiny
novalian'i Ratoa ny 31/12/2010 17:43
soanja ( 07/05/2010 01:30)
Inona ny dikan'io teny io?
Misy an'ity teny ity izay notenenin'ny Mpanjaka Ranavalona Voalohany sy ny Malagasy maro nanatrika ny kabariny tamin'izy vao teraka ny zanany lahy voalohany. Tsy azoko mihitsy anefa ny tiany tenenina ... tohiny
novalian'i soanja ny 20/08/2010 02:28
3188 ( 06/05/2010 22:41)
nanjavona daholo
slt fa lasa aiza daolo ny mpisera to tsis tazana tsony. aiza ry JARIFA :( :( :( :( ... tohiny
novalian'i marcus11 ny 17/08/2010 19:52
ndotofetsy ( 06/05/2010 21:48)
neutralité ra8 sy radj
tsy hitanareo vizana ve ra8 fa mandalo siècle vaovao ny eto @ tanana ny bodika sy ny sisa mirevy fananana daholo =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i Bazilou ny 07/05/2010 14:48
fijo ( 06/05/2010 20:53)
andry rajoelina
ny "filou" ve no adala,sa ny olona manaiky rebirebeny????? mipetraka io fanontanianaio hoan'ny gasy amin'izao toedraharaha izao. efa hiaraha mahalala tsy takona hasitrika intsony ny resabe sy fiva... tohiny
novalian'i milamm ny 09/05/2010 14:04
Tokinao ( 06/05/2010 16:47)
/LAURET Julien/ Ampio hitady io namana akaiky fahiny io
Miarahaba ô! Sao mba mahafantatra lehilahy atao hoe [b][size=14px]LAURET Julien[/size][/b] ange ianareo e? Izy dia metisy nipetraka tany Madagasikara tamin'ny taona 80. Raha tsy diso aho dia tany ... tohiny
ravatorano ( 06/05/2010 16:00)
tena te handray ilay fitondrana ve ny miaramila e?
sa kosa mody fanina na manao sarimihetsika : OPINION POLITIQUE: "Si les actuels dirigeants n’arrivent pas à résoudre la crise, il faut laisser aux militaires le soin de prendre le relais afin... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2010 19:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2487