tafika,sa miara mila

1. fijo ( 07/05/2010 19:43)
rehefa dinihina ny zavatra misy ao MADAGASIKARA,dia mahalasa saina ihany ny zavatra ataon'ireo antsoina hoe "tandroka aron'ny vozona"

raha efa nitsilopy ny teny amin'ny 13 mai,ary efa naika hitsoaka mihintsy aza i TGV,dia io eny ra miaramila fa nitranga ary naka ny fahefana amin kery.

izao latsaka anaty kizo tanteraka ny firenena,ary efa hiaraha mahita fa raha tsy mihetsika ireo,dia tsy hisy zavatra hiova eo.efa niandry sy nanantena daholo ny "vahoaka",nefa fanambarana misary hendrika lelam bibilava"no heno.

ka manontany tena aho hoe inona no misy ao MADAGASIKARA AO

"tafika" sa "miara mila"??????
toa miara mila sy miara mihinana no ita ,rah aizao zavatra misy izao
novalian'i pikatti ny 09/05/2010 23:49
2. feticon ( 07/05/2010 20:26)
tsy asiana rancune izany ra fijo an ,efa fanatatra anie fa ry cmgam fopla ireny no tena rangory fototry ny afo e ,tsy ny miaramila rehetra satria raha tian'i lery dia hiditra ao anatin'i le plan b ry lerony saingy tsy tgviste daholo akory ny rasil e
3. fijo ( 07/05/2010 20:28)
za ve moa haninona fa ireto "vahoaka"lazaina lava fa tsimbinina no mampalahelo
4. Rajakoo ( 07/05/2010 20:33)
Tsy te ho ratsy fifandraisana @ rahalahy Bruno Rakotobekibo aho nama fa saingy ny marina marina ihany,"betsaka ny mbola mitady tombotsoany manokana,tena mampalahelo tokoa indrindra fa @ izao krizy izao
5. feticon ( 07/05/2010 20:33)
tsipaky ny miala ny miala aina io t@ vao tonga avy any pretoria dia hoe efa vonona ny plan b avec election deputes kanjo :-D :-D :-D roa andro aty aoriana dia hoe referaduim f'anagaha any @ boite de nuit izy ity ka hoe refa tektonik dia hovana slow kely indray aloha fa reraka ny kil e :-D :-D :-D
6. dadax ( 08/05/2010 07:38)
tokony tsy ahagaga antsika ny zavamisy eto am tanana satria:ry zareo mpitondra nifandimby teo ireo enie ka mifampiana-dratsy no tena nanavanana azy e! ka iza am nizy 4 mtsam reo ary no azo lazaina fa tena mlay? ireo mantsy samy milaza fa ty taninGazana mba samy mlaza ho mpivavaka nefa miambaamba ka aleo d miandry ny fahatezeran'Andriamanitra eto dol doly isika e!
7. bonazy ( 08/05/2010 08:02)
Angamba tsy ny fahatezeran'Andriamanitra no andrasana ,fa ny fahatsapam-tena ny vahoaka Malagasy fa tsy loza manambana intsony izao,fa efa loza mby ankoditra sy antrano ambilany ary ny hoaviny sy ny taranany no eo atampon-dohany,ka na ny revirevy teny rehetra teny moa dia efa lasa nofinofy sisa,
8. zefalahy ( 08/05/2010 08:06)
inona indray izao resaka coup d'etat ataonareo ato @ serasera ato izao, :evil: :evil: :evil: ,mpanakarontana ny firenena
9. bonazy ( 08/05/2010 08:19)
angamba ianareo ry zefalahy mba isany koa?
10. bazylou ( 08/05/2010 18:18)
tgv aza tsy resinareo ka eo no miwawawa eo. :roll: :roll: :roll:
11. pikatti ( 09/05/2010 23:49)
Angamba tsy ny fahatezeran'Andriamanitra no andrasana
8)
Efa nilaza mihitsy ny solon-tenany fa tsy maintsy miala izany rabitro, ka hisy fisamborana hoy izany ry zareo dia hitohy hatramin'ny farany izany fitakiana izany :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2291