neutralité ra8 sy radj

1. ndotofetsy ( 06/05/2010 21:48)
tsy hitanareo vizana ve ra8 fa mandalo siècle vaovao ny eto @ tanana ny bodika sy ny sisa mirevy fananana daholo

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
novalian'i Bazilou ny 07/05/2010 14:48
2. pikatti ( 06/05/2010 23:22)
mandalo siècle vaovao ny eto @ tanana ny bodika sy ny sisa mirevy fananana daholo

Taonjato vaovao marina ty leuleu :-D planète des singes ny ao @ FATY ao , izay ve kobon'elah klé
3. jhonsa ( 07/05/2010 00:24)
tsy azoko zany ry leuleun-dreto an
4. ravatorano ( 07/05/2010 09:43)
raikitra indray ilay tsy fanajana na d somary ampiasaina aza ny kilalao teny
aleo wa zalah tsika hilam fa ny hevitra no ampiadio tsara an !
ntxsssssssssss
5. pikatti ( 07/05/2010 12:11)

Lasa sodoma sy gomoro , feno cinemaX eran'ny elak'elantrano , simba ny tanteraka ,potika ny , tena tsy misy ilavana azy mihitsy ny fandalovan-drabitro eo @ sehatra ara-politika :cry:
6. bazylou ( 07/05/2010 14:15)

Misy tsy nahazo VD indray any ho any sagggga
7. Bazilou ( 07/05/2010 14:48)
Inona hono izany VD bazilozitra =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3419