Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx3 ( 14/05/2010 22:10)
leo be mihitsy mialy fa tsy mety miova mihitsy radomelina
na ny zakan'i lery aza aza avelany any france any fa tsy rarahiny,mialy moa dia reraka mihitsy mananatra an'i lery @ ity fitiavany politika ity kivy mialy e http://www.dailymotion.com/video/x3ndeg_... tohiny
novalian'i diloo ny 16/05/2010 17:08
ndotofetsy ( 14/05/2010 21:32)
mitady minisitra pour 6 mois
iza hono no vonona hanao minisitra tsy faka minisitra rehefa avy eo izay vonona hihinambola io fa sao de mihoatra ny enimbolana ny projet =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
Noue ( 14/05/2010 19:58)
Andry Rajoelina à la limite de la folie selon l'Hôpital PIT
Le profil de l'ex DJ Andry Rajoelina a été soumis à un expert psychiatrique de l'Hopital PITIE-SALPETRIERE à Paris. Ainsi d'après un imminent spécialiste de cet Hôpital, le président de la ... tohiny
novalian'i tgvafond ny 14/05/2010 23:30
zakilinina ( 14/05/2010 19:19)
Ferapara @ teny anglisy
Betsaka ny Malagasy firinga mihevotra mpisehoseho sy mihevi-tena ho ambony nohon'ny hafa. Ny mahagaga kely ahy anefa teo ampamakiana ireo ferapara ao amin'ny midi dia amin'ny teny gasy sy teny frantsa... tohiny
novalian'i diloo ny 16/05/2010 21:41
NDINDY ( 14/05/2010 13:05)
ASTHEM NA SOIKY
INONA NO FANAFODY SOIKY (ASTHEM) FA MIHETSIKA NY ARETIN-JANAKO. MIKOHAKA BE SADY TERA-TSEMBOKA BE IZY REHEFA AMIN'NY ALINA.... tohiny
novalian'i Maranatha ny 19/08/2011 10:55
pikatti ( 14/05/2010 11:48)
Mitazona ny teniko aho , tenin-dehilahy io
Dia miandry anleh gouvernemanta foana ry tsamy a Mandé mantsy ny resaka fa tenin-dehilahy hoy ianao iny an :idea: ... tohiny
novalian'i tgvafond ny 14/05/2010 23:31
bazylou ( 14/05/2010 11:19)
ny hendry mody voky
Fa ny adala manesika ihany. Ary na efa any ivelan ny vala Aza izy dia ny hiletra ihany no hainy. Beuuurrrkk Vao iny fotsiny aza nokozin I tgv dia miforitra ianareo mianakavy be wawa. 2 taona izy n... tohiny
TEGEVE ( 14/05/2010 11:19)
IZAHO IRERY VE NO WAINN EO
Nekeko ihany aloha ilay fikafika fa izaho ve wainn eo e, nasain-dry zalahy frantsay nanonona an'io karazana datim-pifididanana ity mantsy mba tsy dia hasiso loatra rehefa asainy ho any Nice e, ilay f... tohiny
novalian'i tgvafond ny 14/05/2010 23:28
RAJOTIANA ( 14/05/2010 08:33)
Mbola hifamerina ve sa havelako any!
Nanambady aho t@ Octobre 2005,dia niteraka vavy kely 1 izahay.Nony teraka anefa ilay zanakay dia niova filamatra ilay vadiko,miseho tsy horefesi-mandidy tao an-tokatrano sady mangala-tety grave be kia... tohiny
tsokely ( 14/05/2010 07:57)
re
mba ilazao ny akama rhfa mba misy programe eh!... tohiny
Basilou ( 14/05/2010 02:26)
DJ tanalahy fo sy saina, par THELEME
Une année gaspillée, à danser en rond, avec la musique du plus célèbre DJ au monde. On a la célébrité qu’on mérite. La démission s’impose mais on salue la prise de la sage décision si e... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/05/2010 23:18
LazaDaddy ( 13/05/2010 23:44)
Vive la "Frogland"
[quote]La première réaction aux décisions de Andry Rajoelina vient du secrétaire d’Etat français à la Coopération, Alain Joyandet. Ce dernier a déclaré :.[/quote] As usual, the Frogs alwa... tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2010 19:31
swnan ( 13/05/2010 23:01)
Resy less tsika ry bazylou a
Ka aoka hiaky fa resy e, mazàna be ry zalahy mitady demokrasia... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/05/2010 11:42
onaonafaty ( 13/05/2010 23:01)
Tsy maintsy niala
Aza manahy ianareo mpomba ny tgv ve , eny e, fantatray fa mampitomany anareo ny tsy hilatsahan'ny Andry ho fidiana filoha fa saingy izay no mety hampivoaka azy @ io blokazy io , raha ohatra hoa ka mbo... tohiny
novalian'i wxxx ny 14/05/2010 12:13
TEGEVE ( 13/05/2010 23:01)
JE SUIS UN HOMME DE PAROLE
Efa impiry impiry no nilazako anareo izao , fa izay zavatra navoakan'ny vavako dia notanterahiko avokoa Mba tanisao kely eto kely hoe izao izay tsy tanteraka (l) (l) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/05/2010 11:43
vatofototra ( 13/05/2010 17:29)
REGARDER VIDEO Raveloson botte en touche Rajoelina
REGARDER VIDEO Raveloson Constant botte en touche la fausse sacrifice de Rajoelina 13 mai 2010 - Raveloson Constant de la mouvance Ravalomanana botte en touche "la fausse sacrifice" de Rajoelina a... tohiny
novalian'i pikatti ny 13/05/2010 23:24
bazylou ( 13/05/2010 16:35)
tena maty hozatra le
Olona anao am TGV leaza. Na niabana aza I lery tsy nisy sahy fa be wawa fotsiny. Aiza re zany e. LoooooOooooooool Ry vatmifototRa atsy mitantara angano fotsiny. BeurRrkk... tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2010 19:34
bazylou ( 13/05/2010 11:15)
io ho aho efa vita
Mbola hisy zavatra ho mafy noho io ary. Hita be ry tim and co fa tsy amidin ny TGV mihitsy. Asa mba fantany ve ny hiseho manaraka efa voamboatra ao? Io raha vao misy an ilay soara milatsaka eo dia... tohiny
novalian'i sylvain ny 13/05/2010 22:18
jhouhlambout ( 13/05/2010 10:33)
Rajoelina Premier Ministre?
Lu ailleurs: Par Aina: [quote]Je pense que d'un coté, cette décision de Mr A Rajoelina de ne pas se présenter à la prochaine élection présidentielle est une décision 'stratégique' qui va a... tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2010 20:38
bazylou ( 13/05/2010 09:39)
ho ela velona i tgv
ioihanyno ady eo e... tohiny
novalian'i pink ny 13/05/2010 13:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9963