mitady minisitra pour 6 mois

1. ndotofetsy ( 14/05/2010 21:32)
iza hono no vonona hanao minisitra tsy faka minisitra rehefa avy eo izay vonona hihinambola io fa sao de mihoatra ny enimbolana ny projet

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
2. xxx3 ( 14/05/2010 22:15)
dia mahazo saction individuelles avy any UA,ny SADEC,EU,ONU ,USA =)) =)) =))
3. ndotofetsy ( 14/05/2010 22:50)
tsy koi io waa fa fannambeeeeeee

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. pikatti ( 14/05/2010 23:05)
o ry lty rabazilozitra sao elah te hirotsaka , izay maty ozatra hotran'ialahy dahomlo mantsy no tena ilaina sao mikotikoty an'i Mialy eo :lol:
5. NirydeSobika ( 14/05/2010 23:51)
Annonce urgente
Sobika RECRUTE RAPIDEMENT EDITORIALISTE
Excellente capacité rédactionnelle, bon discernement de la politique malgache et internationale, Bonne connaissance de l'actualité et des milieux politiques.
Fréquents déplacements sur le terrain.
De préférence non engagé politiquement.
Si motivé, envoyez rapidement Cv et Prétentions à Sobika:
par email:
-sobikatana@gmail.com
-contact@sobika.com
par courrier:
188, boulevard Voltaire 75011 Paris

Henonay mantsy fa misy an'izany bazilozitra izany ato @nareo ato sao mba azo hindramina :-$ :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0589