leo be mihitsy mialy fa tsy mety miova mihitsy radomelina
1. xxx3
(
14/05/2010 22:10)
na ny zakan'i lery aza aza avelany any france any fa tsy rarahiny,mialy moa dia reraka mihitsy mananatra an'i lery @ ity fitiavany politika ity
kivy mialy e
http://www.dailymotion.com/video/x3ndeg_tecktonik-dans-confessions-intimes_fun

novalian'i diloo ny 16/05/2010 17:08
2. MialyRajoel
(
14/05/2010 23:03)
Ny vadiko anie reto efa mihomehimehy irery e, t@ antoandro teo izy hitako tena tsy en forme mihitsy ,avy niresaka t@ Sem Wade iny izy dia niteniteny irery tao an-dakozia tao , laozany mihina-kanina foana :oops: :oops:
3. pikatti
(
14/05/2010 23:03)
Asaivo miverina manao DJ any izy ry mialy a, enao izao kosa aloha dia tsy ho very mandeha e :wink:
4. diloo
(
16/05/2010 13:57)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/0025.gif[/IMG]
Tena leo be koa aho amin'izao fotoana malala an!
Ndeha hiverina anao DJ aho ndray fa tsy lasa aky an! Any aho tena malaza. Ary ho atoako any Ambohimalaza. :wink:

5. diloo
(
16/05/2010 16:55)
Na basy na tafondro, andraso kely aloha ry Mialy malala, fa somary hanao entrainement kely kalongany aho.
Henoy kely sy orofo kely ny democraziako: prout! prout!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/pete-au-lit-2943.gif[/IMG]
Kii, tena ho apiretiko tena ry fingom-basi-tofondro ty an!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/0026.gif[/IMG]
Ntsss, tena tsy lasa ndry fa mandehana manao DJ fa tsy avotra ntsony elah sy ny tafondron'elah.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/D_ANGR%7E1.GIF[/IMG]
:wink: :-D :-D :-D

6. diloo
(
16/05/2010 17:08)
Tena mijaly fanahy aho ry ireto an!
Sady tsy afaka mirevy ntsony izahay, fa lery manao democrazy amiko, dia anao grevy de (l) izaho.
Tena mampalahelo anie izaho e![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/smiley-pleure-s2.gif[/IMG]
Dia izay ndray aloha ny épisode ny tantaran'i Mialy. :wink: