ho ela velona i tgv

1. bazylou ( 13/05/2010 09:39)
ioihanyno ady eo e
novalian'i pink ny 13/05/2010 13:00
2. jhouhlambout ( 13/05/2010 10:29)
Ho ela velona i bazylou, bazylou for President!! :-D
3. Toumba ( 13/05/2010 10:30)
efa mitady ho faty angaha no hoe vive radomelina
4. sylvain ( 13/05/2010 11:06)
manambony ny morale fotsiny sisa ny tgviste, tsy ho président mandrakizay mihitsy, ho haverina @ tompony ihany ny nangalarina!
rabazy moa sady mirotsaka ny ranomaso no manoratra ihany!
5. pink ( 13/05/2010 13:00)
Ho ela velona ny Malagasy izay tia io tanininy malalany(Madagasikara) io.Tsy atakalo tsy amidy vola io ,fa LOVA napetraky ny razana nandao an-tsika.
Any malagasy sy taranany rehetra tsy an-kanavaka io ka saro-piaro izany izy rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0412