io ho aho efa vita

1. bazylou ( 13/05/2010 11:15)

Mbola hisy zavatra ho mafy noho io ary. Hita be ry tim and co fa tsy amidin ny TGV mihitsy.
Asa mba fantany ve ny hiseho manaraka efa voamboatra ao?
Io raha vao misy an ilay soara milatsaka eo dia ho avy koa ny bandy hanamboatra an.

Tsy misy ampy amidin ny tgv sy ny frantsay wa ao mada na iza io na iza.
novalian'i sylvain ny 13/05/2010 22:18
2. sylvain ( 13/05/2010 11:47)
ny miseho manaraka eo d ny hoe hametra-pialana aho fa namotika ny fireneko, nampahantra ny malagasy tsy nisy zava-bitako fa fangalarana no natao tsy misy tsony ny zavatra hangalarina ka d aleoko miala zay sisa zao no handrasana.
3. pink ( 13/05/2010 12:54)
bazylou:


Mbola hisy zavatra ho mafy noho io ary. Hita be ry tim and co fa tsy amidin ny TGV mihitsy.
Asa mba fantany ve ny hiseho manaraka efa voamboatra ao?
Io raha vao misy an ilay soara milatsaka eo dia ho avy koa ny bandy hanamboatra an.

Tsy misy ampy amidin ny tgv sy ny frantsay wa ao mada na iza io na iza.


mba mangina ry bazylou fa ny raisonement-nao teto ihany anie no mahatonga ny olona tsy tia tgv. Mbola ho bediny tgv ve ianao fa lanjalanjao ilay vava
4. fijo ( 13/05/2010 18:29)
hovidian'i levalo eo koa ny INJET no hoavy eo
5. ramosekely ( 13/05/2010 18:33)
sylvain:

ny miseho manaraka eo d ny hoe hametra-pialana aho fa namotika ny fireneko, nampahantra ny malagasy tsy nisy zava-bitako fa fangalarana no natao tsy misy tsony ny zavatra hangalarina ka d aleoko miala zay sisa zao no handrasana.

tsy maintsy miafara ny fialan'i radomelina io e ,miandry ny gouv bye bye publique dia lasa izao ,
hitombo indray ny lisitry ny mankahala an'i radomelina
cecile minonohanta,christine razanakisoa,nathalie rabe,augustin ,ry julien sy ireo very seza ,dia miandry anareo ny 3mouvance bientot e ,eny @ magro ny fotoana an
6. fijo ( 13/05/2010 18:36)
tsy tena minisitra akory ve di ahiendaka sahady ny sasany le???wain be
7. jojo-bebe ( 13/05/2010 20:42)

8-)
8. bazylou ( 13/05/2010 20:50)
Vive tgv

Zay rangahy tsy hanaiky ampieson ny olona malemy saina maty noana izao a.
Vive TGV izay ihany no ady eo.

Ary misy olona manana couille mihoatra noho I TGV ve ao mada???
Tsy misy izany.

Rehefa tsy resinareo tgv dia aza be wawa.Le ho avy manaraka eo no tsy hozakanareo fa andao anieee.
9. fijo ( 13/05/2010 21:14)
ka ny an'ialahy isany TGv tsy misy lalany anie e,ngah io mandeha amin'ny goudron???
10. sylvain ( 13/05/2010 22:18)
tsy zakany TGV ny noana d nanary lamba,aleo za tsy hirotsaka fa efa drodroka,
tsy mbola hitany akory ny adv d efa nipoaka ny couilleny zany hono ny TGV zany ry zalahy tsy b wawa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1289