Resy less tsika ry bazylou a

1. swnan ( 13/05/2010 23:01)
Ka aoka hiaky fa resy e, mazàna be ry zalahy mitady demokrasia
novalian'i pikatti ny 14/05/2010 11:42
2. pikatti ( 13/05/2010 23:04)
Mampahery tena midradradradra tsy azo hampanginana ao ambany ao lery e :-D :-D
Izany lesy refa miseho milay nefa tsy alehany a :lol:
3. sylvain ( 13/05/2010 23:39)
migogogo b maty hozatra ao lery, mitazona mafy ny couilleny lery sao mipaoka ao!
4. pikatti ( 13/05/2010 23:39)
"Tsy tratra ny tanjona no kendrena ary rava ny fanantenana"-Andry Nirina Rajoelina
:-D :-D :-D
Aza manao loham-poza ihany ka ronono an-tavy no hamelomany ny vady aman-janany

Dj nitomany prez ka nitsoaka ho azy nony nahatsapa fa prez fopla

Prezm-poza nitsoaka ka mitomany invitation any Nice

Izao less rabitro a, aza be resaka elah fa ndàna makany Pretoria raha sahy elah
Ozy i i Diloo izay hoe " a-Pireto-ah" tena nandoro tena leissy lery klé :-D :-D
5. sylvain ( 13/05/2010 23:47)
ty lesy misy vazo mba ho vazovazonareo TGV ao mahazo mandihy daholo nareo
http://www.dailymotion.com/video/x524vb_samoela-presindent_music
6. pikatti ( 14/05/2010 11:42)
Prez konara :lol:
dia be tokoa anie no nitomany tao izay e, rawix aza ty lasa TIM be mafana fo , mpanentana ny ao @ FB ao :-D
i rapaty indray manentana mafy ho any @ dada any Sud Af
Mihetsiketsehe ialahy bazilozitra fa elah irery no taraiky eo :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0515