Inona ny dikan'io teny io?

1. soanja ( 07/05/2010 01:30)
Misy an'ity teny ity izay notenenin'ny Mpanjaka Ranavalona Voalohany sy ny Malagasy maro nanatrika ny kabariny tamin'izy vao teraka ny zanany lahy voalohany. Tsy azoko mihitsy anefa ny tiany tenenina ka raha mba misy afaka manazava ianareo mahay ny teny Malagasy na lehibe tao anaty teny Merina fahizay.

" Ania dririty ania dririty, asa ity asa ity" sady mandihy izy ireo no miteny an'io tamin'izay.

Misaotra mialoha.
novalian'i soanja ny 20/08/2010 02:28
2. ndotofetsy ( 07/05/2010 07:15)
dirty diana hiran i M. Jackson no tiany tenenina

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. soanja ( 07/05/2010 16:33)
rehefa mba tsy hay dia aza mamorona re fa io no mahavoa ilay malagasy. :-D
4. bichette ( 09/07/2010 11:52)
sao dia mba "incantation " izany re ol e ? lolllllllll sa hoe " anio diridirin'ity anio midiridiry, asa ity asa ity" lollllllllllllll
5. soanja ( 20/08/2010 02:28)

bichette:

sao dia mba "incantation " izany re ol e ? lolllllllll sa hoe " anio diridirin'ity anio midiridiry, asa ity asa ity" lollllllllllllll


Izay vao mety azoko ny tiany lazaina.

"An'iza ity dihy ity ry ity, an'iza ity dihy ity ry ity. Asa izy ity, asa izy ity" zany hoe mampatsiahy ahy ilay filmn-jaza "Lion King" ilay izy ka nony naseho ny rehetra ny i "Simba" izay zanaky ny mpanjaka dia raikitra ny dihy sy fitsaofana na dia tsy mbola mpanjaka aza izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2484