ary ino na no

1. bazylou ( 07/05/2010 15:17)


Ipetrahan ireo andevo kelin le8 ao mdg fa tsy nanaraka azy any rsa ???
Naninona no tsy niondrana any rsa daholo ry 8ista fa tsy mety milay ho azy I mdg?

Tsy mazava,

Ra terrywii, any am ip tsy dolaka ono tazyy.

Vive TGV
Efa any sahady ny ekipa vaovao.
novalian'i bazylou ny 08/05/2010 17:45
2. Noue ( 07/05/2010 16:11)
ianao manandevo olona io ve aloha mba nijery fitaratra ry bazilozotra aaa ??? :evil: :evil: :evil: :evil:
3. Achia ( 07/05/2010 17:44)
Rehefa nandinika ny dinika rehetra teto ka mmba jerena ny hevitra mivoaka dia hita mitsy fa tsy mba misy hevitra mafonja mba avoakan'i Bazylo tsy manaratsy anao ny tenako fa mba mijere zavatra mafonja sy marina fa tsy fankahalana no betsaka , efa hita fa reniranon'Andriatany no arahanao izay efa fantatra ny fiafarany :�)
4. fijo ( 07/05/2010 19:34)
achia,hilazako zavatra indry,
ny azy ny "T.;;A;;Y"ihany no mafonja ,fa raha ny saina voanjobory no ao.hihihihih

vazivazy izany ,fa aleo izy mba hiresaka e
5. bazylou ( 08/05/2010 17:39)
vive tgv
6. bazylou ( 08/05/2010 17:45)
tgv ihany no ady eo e,,, ny ambiny wawawa tsy misy avoaka :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3276