Ravalomanana est le seul beneficiaire de L'ACCORD
1. Annie2006
(
30/04/2010 15:47)
Aza raisina am-bokony fa alalino tsara, fa mazava hoa azy fa RAVALOMANANA no tena mahazo tombotsoa amin'io ACCORD io raha tanterahina izy io:
JEREO ATO fa mahaliana ny fandalinana:
http://www.journal-le-democrate.com
JEREO ATO fa mahaliana ny fandalinana:
http://www.journal-le-democrate.com
novalian'i ndotofetsy ny 01/05/2010 23:05
2. AndriambyII
(
30/04/2010 19:18)
Tokony havoakanao aloha ilay lien ry Annie 2006 fa betsaka ny articles ao anatin' ilay page . :idea:
3. Noue
(
30/04/2010 19:43)
misy olana nga raha izy ihany no mahazo tombotsoa @ io accord io eee ?? SEM RAVALOMANANA anie ka voafidy ara-dalana démocratiquement eee !
5. Annie2006
(
30/04/2010 20:34)
Voazava tsara ato fa Marc Ravalomanana no tena tokony nahazo tombotsoa betsaka raha toa ka tanteraka int Protocole d'accprd iny:
http://www.journal-le-democrate.com/index.php?option=com_content&view=article&id=19:le-protocole-daccord-de-tous-les-mecontentements&catid=1:actualites
Tsy misy azo kianina fa mety tsy takatrin'ny mpomba azy ny fandrika navelan'ny frantsay satria fantatr'ireto olona ireto fa raha "tsy mody izao dia izao Ra83 dia TSY MAINTSY HANOHITRA ny Accord foana.
Kanefa raha dinihina lalina dia izy no tokony nanararaotra mafy tamin'izy io SATRIA, ohatra, dia AFAKA NAVERINA NIROBOROBO TSARA TIKO sy MAGRO kanefa TGV efa hitahita ihany ny fetrany eo @ fitantanana ny raharaha. Izay mety nahatonga ny olona maro hifidy ny deputé TIM, na Ra8-ista ka nahatonga azy indray niverina soamantsara ary mety nanilika koa aza an'y TGV AFAKA 6 volana monja.
Kinanjo...

6. zoam
(
30/04/2010 21:27)
ny zavatra fanatatray aloha izao dia i tgv tsy mila ahongana ela intsony dia vita e
7. diloo
(
01/05/2010 00:00)
Toa ahongan'i rasarloty lekely fa tsy nanaiky nitondra azy nanao tourisme politique tany prétoria.=))
8. pikatti
(
01/05/2010 00:09)
fa mazava hoa azy fa RAVALOMANANA no tena mahazo tombotsoa amin'io ACCORD io
Efa nisy an'io accord io teo aloha (verbal), hoe raha tsy milatsaka Ravalomanana dia averinay sy harovanay daholo ny fanananao 8O satria natokako ho an'i tanindrazako ny fianako hoy Ravalomanana dia tsy hanaiky izany na obiana na oviana, na vila mandifotra ahy aza
Hita @ ny fandavan'i Sem Ravalomanana fa tsy ny tombontsoany manokana no jereny akory fa ny fiaraha miasa @ ankolafy sasany hahitana vahaolana @ krizy ,
9. ValoRa
(
01/05/2010 08:04)
pikatti:
fa mazava hoa azy fa RAVALOMANANA no tena mahazo tombotsoa amin\'io ACCORD io
Efa nisy an\'io accord io teo aloha (verbal), hoe raha tsy milatsaka Ravalomanana dia averinay sy harovanay daholo ny fanananao 8O satria natokako ho an\'i tanindrazako ny fianako hoy Ravalomanana dia tsy hanaiky izany na obiana na oviana, na vila mandifotra ahy aza
Hita @ ny fandavan\'i Sem Ravalomanana fa tsy ny tombontsoany manokana no jereny akory fa ny fiaraha miasa @ ankolafy sasany hahitana vahaolana @ krizy ,
Efa tsisy olana tsony fa efa any Mada ramsé, efa nanaiky i SEM Rajoelina, sy ny frantsay zay ande ary Jacob t@ zoma d vita ny sonia hon hon hon...
10. pikatti
(
01/05/2010 09:26)
Efa tsisy olana tsony fa efa any Mada ramsé, efa nanaiky i SEM Rajoelina, sy ny frantsay zay ande ary Jacob t@ zoma d vita ny sonia hon hon hon...
Diso be ialahy ry mpanely tsaho :roll: :roll: