Babozy et les 150 FAMAS

1. andevo ( 27/04/2010 23:41)
Mpandefa : AndriambyII [ Valio ] 28-04-2010 00:39:31
Lohateny : Re : hahita zavtra isika
Fa ny vazah ve tsy oul ééé ??

Raha te hisoleka basim-bazaha i Andriambill tsy misy manakana , fa tsy ny vazaha hamono gasy no hataonareo sy babouzy olona :twisted: :twisted:
Hamarino kely hoe io vaovao nalefanao io ry babouzy
novalian'i pikatti ny 29/04/2010 12:06
2. pikatti ( 28/04/2010 05:49)
Hamarino kely hoe io vaovao nalefanao io ry babouzy

Resaka bazilozitra ve mbola tsy arakareo e,gasy very iny :-D
3. AndriambyII ( 29/04/2010 07:52)
Fa iza no nanafatra miaramila ohatr' izao é ? tsy ny fahampian' ny logistika ny tafika ihany ?? reefa tsy fantatra ny antony dia tokony manadihady aloha fa tsy hifampiampanga @ tsy antony eto!! ny fahalalako azy dia ny fiarovany ny ressortissant Français no ordre de mission an' io section militaire vazah io !!Zony izany !!
4. AndriambyII ( 29/04/2010 07:53)
Tsy misy fisolelahana vzongo eto akory !!aoka hazava ry andevo !
5. pikatti ( 29/04/2010 12:06)
ny fahalalako azy dia ny fiarovany ny ressortissant Français no ordre de mission an' io section militaire vazah io !!Zony izany !!

Resaka accord militaire koa io , ary dissuasion fopla fotsiny io (izao tsy sahy mifamely ny tafika sady tsy sahy mandray andraikitra, ny akamaroan'y lohandoahn'ireo rasily ireo tsinona bandy niofana tao Frantsa daholo) fa tsy hiafamely @ tafika gasy zany ny rasily frantsay,nahazahoany mauvaise réputation teo @ sehatra France Afrique
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429