Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ralaisolo, milahatra araka ny daty
ralaisolo ( 12/05/2010 16:09)
Ho arirarira foana io Governemanta io hatramin'ny 2011
Izao no tena hevitry ny FAT : ho ataony izay hampitarazoka ny fananganana io governemanta io ,na tsy hatsangany mihitsy aza io ,Famangiana an'i Gl Bory ve de hanafoanana ny fanehoana ireo Ministra vao... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2010 19:49
ralaisolo ( 26/04/2010 16:18)
saiky voasambotr'i lt cl Raymond i Lilison sy Charles omaly
efa narahan'ny FIGN notarihin'i Lt Cl Raymond ry zalahy raha nihazo an'Ivato iny ,fa nony teo Andranomena dia nihodina tampoka niverina nankaty Ambohimanarina tampoka indray ry Lilison nefa saika ho a... tohiny
novalian'i diloo ny 27/04/2010 23:08
ralaisolo ( 23/04/2010 08:42)
Misy mivadika ireo miaramila manamboninahitra sasany
......ka izany no matetika ahafantaran'ny FATY ireo hetsika rehetra ho fanoherana sy hakana ny fitondrana eo ampelatanan'ny adala atao ,fa ny zava-misy marina aloha dia ny fikononkonon'ireo tafika tsy... tohiny
novalian'i zefalahy ny 25/04/2010 18:48
ralaisolo ( 20/04/2010 15:17)
araka ny vao2 dia efa misy tetika fanoherana hataon' tafika
Tsy mipetra-potsiny manoloana izao fahantrana sy krizy mitambesatra amin'ny firenena izao akory ny tafika (miaramila , zandary , polisy ...) fa efa misy planina sy tetika maty paika ataony satria misy... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2010 19:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0067