saiky voasambotr'i lt cl Raymond i Lilison sy Charles omaly

1. ralaisolo ( 26/04/2010 16:18)
efa narahan'ny FIGN notarihin'i Lt Cl Raymond ry zalahy raha nihazo an'Ivato iny ,fa nony teo Andranomena dia nihodina tampoka niverina nankaty Ambohimanarina tampoka indray ry Lilison nefa saika ho any Ivato ny diany ,saika nentina nankany Fort Duchesne raha tratra teo ry zalahy ,fa nanambitana :lol:

vive dada Ravalomanana

ho faty tsy ho ela i bazylou sy ny TGV :lol: :lol: :lol:
novalian'i diloo ny 27/04/2010 23:08
2. ralaisolo ( 26/04/2010 16:30)
IZAHO DIA MANOME FAMINANIANA AFAKA 3VOLANA DIA HIRODANA TEO IO FANJAKAN'ADALA IO :lol: izany hoe omeko ny 23juin na ny 07juin io farafahatarany dia tsy hisy fanjakan-jiolahimboto intsony eo " FAMINANIAKO" zay satria izaho Eveka , :lol:
3. milamm ( 26/04/2010 20:31)
=)) =)) indrisy fa tsy afaka nibotsona intsony i sarla sy lylison,mbola ao ko le ravalomanana zandary mbola ho avy ny mety @ reo ka
4. bazylou ( 26/04/2010 22:02)
Mbola saika izany fa tsy hoe tratra, beeeuurrrk
5. fijo ( 26/04/2010 22:04)
ka tratra manao kidnaping ny fis n'ialahy isany ko
6. zefalahy ( 26/04/2010 23:10)
saika hisambotra an'i leuntant colonel raymond ao @ FIGNnoho le resaka coup d'etat farany teo dia tsy nety lery sady nanao menance dia aleo indray aloha ny hetsiky ny mpitondra fivavahana no ho hambarina fa ireny izao mety tsy dia mafy loha loatra ,ary tonga dia ho raisiko eo @ vozo na akanjony mihitsy fa mba ho fanatany hoe za koa anie ka mafy noho i charle e :evil: :evil: :evil:
7. fijo ( 27/04/2010 18:26)
ary toa lasa nangian atampoka le resaka kodeta nony lasa i zandry kely???
8. diloo ( 27/04/2010 23:08)
lasa nangian atampoka le resaka kodeta nony lasa i zandry kely

Izay film amateur ve!Tsy mahagaga.ntsss
Rehefa tsy nety ilay film, dia izao no vokany:
En marge du départ de Andry Rajoelina pour Prétoria, le lieutenant-colonel Charles estime que la « gestion de la conduite de la FIS laisse à désirer ». En ce qui concerne ses relations avec le lieutenant-colonel Lylison, « Les gens ont leur façon d'interpréter nos gestes. Nous avions chacun nos responsabilités. Notre dernière rencontre remonte au 12 avril dernier. Depuis, j'ai pris mes distances..
Il reste discret sur ses activités au sein de la FIS.
Quant à sa nomination, en tant qu'attaché militaire à l'ambassade de Madagascar en France, il n'y voit pas d'inconvénient. « Jusqu'à ce jour, j'attends toujours la réponse »
Les GTT l'attendent aussi de pieds fermes.

:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2183