araka ny vao2 dia efa misy tetika fanoherana hataon' tafika
1. ralaisolo
(
20/04/2010 15:17)
Tsy mipetra-potsiny manoloana izao fahantrana sy krizy mitambesatra amin'ny firenena izao akory ny tafika (miaramila , zandary , polisy ...) fa efa misy planina sy tetika maty paika ataony satria misy foana ireo fivoriana maika hifampiantsoan'ireo tsy mankasitraka izao habibian-kevitra sy habibian-toetra sy kiry biby ataon'ny FATY izay ,efa hita fa tsy mandeha ny politika dia eo ihany , ny mahafinaritra aloha dia ny mahita an'ilay kely io efa mipanika tanteraka sy mitady lalana mafy ny hiala saingy tohofan'ireo tsivalahara mafy sy rahonana lava ny tenany na ny fianakaviany na ny fananany dia mipetraka tsy fidiny miandry loza ,antenaintsika fa efa ho akaiky ny fiafaran'ity krizy eto amin'ny firenentsika ity
JEREO ETO NY TENA MARINA (AKAIKY NY FARANY )
Fiarovana tombontsoa sy noho ny Foloalindahy tafiditry ny resaka pôlitika tanteraka no anton’ireny trangan-javatra, tamin’ny alahady ireny, hoy ny FIGN.
Fotoana fohy taorian’ny fanambarana am-pahibemaso nataon’ny ekipan’ny kôlônely Lylison René ny fisian’ny fikononkononana fanonganam-panjakana ka nisamborana sivily sy reservista ary miaramila manodidina ny 17, tamin’ny alahady lasa teo dia nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety, nanazavany ny fahitany ny zava-misy ny FIGN. Omaly maraina, teny «Fort Duchesne» no nanatanterahana izany.
Niaro ny olony avy hatrany ny lehiben’ny toby «Fort Duchesne», ny Jeneraly Zafera Viennot ary nilaza fa « voizina mafy ny anaran’ny FIGN manoloana ilay fanonganam-panjakana. Ambarako fa tsy nisy nivoaka ny toby ny miaramilako». Rehefa niantso ahy ny CEMGAM, hoy izy, dia namory ny manamboninahitra eo ambany fifehezako aho ary nanara-maso, indrindra ny toerana misy ny basy». Asa izay ve no nahodina indray hoe: nanongam-panjakana ny FIGN? Manan-jo hamory ny miaramilako aho, hoy ihany ny Jeneraly Zafera. Nitondrany fanazavana ihany koa ny fanononana ny anaran’ny kôlônely Andrianjafy Raymond ho isan’ireo tafiditra ao amin’io raharaha io. «Tany Ampefy niaraka tamin’ny vady aman-janany ny kôlonely Andrianjafy Raymond ary tamin’ny fotoana nahatogavany tao amin’ny toby dia mbola kapa sy akanjo entina mitsangatsangana no teny an-kodiny», hoy ny lehibeny. Noho izany tsy mitombina ny filazana fa tao anatin’ilay nikononkonona fanonganam-panjakana izy
Hentitra ny fiambenana toby !
Ny kôlônely Andrianjafy indray dia nivantana ny nilazany fa « sinema avokoa ireny fisamborana olona lazaina fa nanomana fanonganam-panjakana ireny. Rehefa tsy hita ny hamelezana ny FIGN dia ny kôlonely Raymond indray no hopotehina. Rehefa te-hisolelaka any amin’ny lehibe ny sasany dia tsy tokony ny anaran’ny FIGN na ny manamboninahitra ao no lotoina». Tsy vitan’izay fa nampitandrina ireo mpisambotra ny kôlônely Raymond: «Tongava izay sahy hisambotra ny FIGN fa vonona hifanandrina amin’izy ireo ny eny Fort Duchesne». Ny fisamborana ny FIGN amina fanonganam-panjakana tsy mitombina dia midika fifanandrinana», hoy ihany ny kôlônely Raymond.
Nanomboka omaly dia voalaza fa hentitra ny fiambenana ny tobin’ny FIGN hiatrehana ireo mikasa hisambotra. Mikasika ny fanonganam-panjakana manokana: « noho ny fiarovana tombontsoa dia tsy mahagaga raha misy ny tranga toy ireny satria tafiditry ny resaka pôlitika tanteraka ny Foloalindahy. Raha hanongam-panjakana ny FIGN dia manana ny olony fa tsy hampiasa rezervista ary olon’ny FIGN no miambina ny fitaovam-piadiana eny Mahazoarivo ka tsy izy ireo mihitsy no hanafika ny EP1», hoy ihany ny kôlônely Raymond Andrianjafy.
Notsiahivin’izy ireo fa tsy mihevitry ny hanongam-panjakana ny FIGN, saingy mbola mitazona ny heviny mitaky ilay vola 500 tapitrisa ariary.
V.R.

novalian'i fijo ny 23/04/2010 19:17
2. ralaisolo
(
20/04/2010 15:20)
vita amin'izay ny amilah rawix fa miseho ho favy loatra ialah eto, ireo no hanapoaka an'ilisany ireo :lol:
3. bazylou
(
20/04/2010 18:27)
tsssle , rasilamaty noana ve ny anareo dia ho aiza. Na ny kirarony azaokazy ny lezoka, dia omena vola kely dia iny fa raikitrany anao.
dokafana dia manitsaka e,
:-D :-D :-D :-D
dokafana dia manitsaka e,
:-D :-D :-D :-D
6. fijo
(
20/04/2010 20:17)
hihihihle vatany mahia kely aby,le sefo matavy be,de inoan no vitan'izany le
8. diloo
(
21/04/2010 12:42)
ny fanambarana am-pahibemaso nataon’ny ekipan’ny kôlônely Lylison René
En tenue civile, donc n'est pas le porte parole officiel de l'état de fait. Il est juste un acteur de pacotille qui espère étre reconnu à Hollyvody.
Le réalisateur, cadreur et scénariste, est le 666_ramarosokina.
En réponse à ces scénaristes amateurs et ridicules:
Niaro ny olony avy hatrany ny lehiben’ny toby «Fort Duchesne», ny Jeneraly Zafera Viennot ary nilaza fa « voizina mafy ny anaran’ny FIGN manoloana ilay fanonganam-panjakana. Ambarako fa tsy nisy nivoaka ny toby ny miaramilako».
«Tany Ampefy niaraka tamin’ny vady aman-janany ny kôlonely Andrianjafy Raymond ary tamin’ny fotoana nahatogavany tao amin’ny toby dia mbola kapa sy akanjo entina mitsangatsangana no teny an-kodiny», hoy ny lehibeny. Noho izany tsy mitombina ny filazana fa tao anatin’ilay nikononkonona fanonganam-panjakana izy
Hentitra ny fiambenana toby !
Ny kôlônely Andrianjafy indray dia nivantana ny nilazany fa « sinema avokoa ireny fisamborana olona lazaina fa nanomana fanonganam-panjakana ireny. Rehefa tsy hita ny hamelezana ny FIGN dia ny kôlonely Raymond indray no hopotehina. Rehefa te-hisolelaka any amin’ny lehibe ny sasany dia tsy tokony ny anaran’ny FIGN na ny manamboninahitra ao no lotoina». Tsy vitan’izay fa nampitandrina ireo mpisambotra ny kôlônely Raymond: «Tongava izay sahy hisambotra ny FIGN fa vonona hifanandrina amin’izy ireo ny eny Fort Duchesne».
Izay izany ilay défi Rabazi, koa raha mahery hono elahy dia tairo fa miandry an'elahy ny FIGN. Ary raha tratra any elahy, ramarosokina sy lelysaona, tandremo fa tsy FIGN(figany na fika) fa dia ho mamay.Hon!Hon!Hon.=))
:-P
9. AndriambyII
(
21/04/2010 12:57)
Tokony hametraka ny contexte et synthese politique aloha ny miaramila dia manome vahaolana @ cas ohatr' izao mahazo an' i Mada izao , tsy misy afa tsy ny miaramila no tokony hanao izany , nefa soritako koa fa tsy tokony hanao na hiandany @ antoko politika ny miaramila , io mantsy no hitako fa nahatonga ny olana hatramin' izay .
10. fijo
(
21/04/2010 19:14)
ka miaramila hery tsy misy saina ve no andrasana????ireny fihetsik'i lilison sy ry charles ireny ve no saina andrasana?????
11. ndotofetsy
(
21/04/2010 20:56)
rehefa misy manambola be ve eo na ny tsy miaramila aza hanana basy
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
i ra hery aza angamba izao efa mivatsy basy angamba any ho any raha vao mahita wiwi tonde bang bang
=)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
i ra hery aza angamba izao efa mivatsy basy angamba any ho any raha vao mahita wiwi tonde bang bang
=)) =)) =)) =)) =)) =))
13. pikatti
(
22/04/2010 22:14)
Petsa elah rawix :-D :-D , ary ka hatraty ampinanan-dry zalahy foana :-D :-D :-D Miaramila ambony miantso miaramila tsy ao anaty lisitra resevistes akory sady votany kely reo ve no ampiasaina , tssss, ny mersa anefa misy tsss , tsisy tototra le kôzy e!!
http://www.madagascar-tribune.com/Marc-Ravalomanana-nie-etre-le,13898.html
http://www.madagascar-tribune.com/Marc-Ravalomanana-nie-etre-le,13898.html
14. ralaisolo
(
23/04/2010 08:35)
samy manana ny heviny daholo isika fa ny tena zavatra marina aloha hatramin'izao dia ny fikononkonon'ireo tafika tsy momba ny FATY fanonganmpanjakana ary amimpahamailoana tanteraka satria raha araka ny feo mandeha dia misy mivadika ireo namana sasany miaramila miara-mikonokonona ireo hetsika atao