efa akaiky kely ny retour en force...

1. pimaso ( 23/04/2010 12:07)
SON EXCELLENCE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE MALGACHE RAVALOMANANA MARC
A BIENTOT
novalian'i diloo ny 27/04/2010 06:25
2. zefalahy ( 23/04/2010 19:24)
:roll: :roll: :roll:
3. sylvain ( 23/04/2010 21:15)
hihazakazaka daholo isika hanala ny FAT tsy misy hilavana azy!
http://www.youtube.com/watch?v=7Mbjibw6GsI
4. tsimatimanota ( 26/04/2010 07:33)
SEE YOU SOON
5. rakaboda ( 26/04/2010 11:27)
Aleo aloha ho hita tsara fa tsy mahomby ty rabitro kle , efa mihozongozona mantsy io mody mitady vonjy io fa fika fotsiny ny hoe tsy handé !handé reny koa raha tsy nandra ny pokona
6. ralaisolo ( 26/04/2010 16:26)
ho vita tsy ho ela io rabitro io fa ela nanaovana teto amin'ny firenena e! manome "faminaniana" 3volana aho dia hianjera io ,ca fait ny 23juin na ny 07 juin zany
7. bazylou ( 26/04/2010 22:10)
Excellence lany bala sy mpitsoaka ady ny anareo
Beuuuuuurrrrrkkkk
8. diloo ( 27/04/2010 06:25)
Excellence lany bala sy mpitsoaka ady ny anareo

Nahazo titra na excellence tokoa leitsy ry babozy i Fingocchio avy @' ilay bandy journaliste ny au zoma.com etsy ambony,vaovao farany nalefan'i Vatofotra.
lany bala sy mpitsoaka ady marina tokoa ny sefom-pingotr'elahy, izay nizesta foana hoe: tsy mila Sudaf e, tsy mila SADC e, tsy mila GIC e, tsy mila Chissano e.
Tsindriko fa marina ny tenin'elah fa mitsoaka ady hanao déplacement hankany Prétoria ihany androany @'ny 12 ora antoandro.
Setrin'izany dia tsy manana hazon-damosina fa anao allégeance @'i Chissano ihany no hiafarana =)).
Vire TGV.Hon!Hon!Hon!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4808