Rajoelina vs Chissano
1. esserra
(
23/04/2010 10:34)
Vao nipoitra ny fotsiny ilay anarana tonga dia toy ny tsy teo ralavasanga akoholahy fataka
« Je n’irai pas en Afrique du Sud, si tout n’est pas clair à l’avance concernant le document à signer », a-t-il ajouté, précisant qu’il avait déjà donné son assentiment à un « protocole d’accord » qui lui a été présenté par l’ambassadeur de France il y a deux jours. Il ne resterait plus aux mouvances qu’à y apposer leurs signatures. =)) =)) =))

novalian'i fitia2006 ny 28/04/2010 02:54
2. swnan
(
23/04/2010 11:28)
Alefaso mail na fax izany dia soniavo fa inona ary no mbola handaniam-bola hakany raha izany ihany
Efa manana feuille de route ialahy isany inona no mbola hisisihana ho akany Pretoia, tsisy manambitamby anareo koa eo, ny renin'ialahy ihany no nikarakara an'io tao!zay hifanarahanareo ao tsy misy miraharah ny aty

3. vahiny2004
(
23/04/2010 11:57)
hanao tourisme akia a, mba mitsangatsangana ...
mandram-pahoviana isika gasy no hanaiky lalaovin'io DJ io e ???
mandram-pahoviana isika gasy no hanaiky lalaovin'io DJ io e ???
4. AndriambyII
(
23/04/2010 18:34)
vahiny2004:
hanao tourisme akia a, mba mitsangatsangana ...
mandram-pahoviana isika gasy no hanaiky lalaovin'io DJ io e ???
Mandrapàààààààààààààààààààààààààààààààààhhhhhh ....... !!!!!zay no valiny !!
5. fijo
(
23/04/2010 19:04)
mbola mitsinjak aaloha izao e.rehefa pehan'i sarlakely lery,vao vita ny lalao
7. pikatti
(
26/04/2010 11:33)
Mandrapàààààààààààààààààààààààààààààààààhhhhhh ....... !!!!!zay no valiny !!mandrapa-teratay am-pataloha ve :lol:
Ahoana leisy dadabe a? ary ialahy variana nanao vakansy tany dago tany de ahoana
8. ralaisolo
(
26/04/2010 16:32)
ity aho eto ry zalahy fa manome daty amin'ny 07juin na ny 23juin otran'ilay Faminaniana tamin'ny heritaona iany aho fa hirodana io Fanjakan'adala io ! tsy hisy vato hifanongoa io FAT , FAT ndoza io :lol: teniko amin'ny maha Eveka ahy izay !
10. diloo
(
27/04/2010 06:40)
amin'ny maha Eveka ahy izay !
Toa tsy nasaky niaraka nivavaka sy nanao réconciliation nationale tao @'ny HMF ny binôme-nao odon.Fa toa nanao odoie fotsiny sy lasa nivavaka t@'i satanier tao masoivo lava rantsana.=)).
Tsisy voaniny eo anelanelany lery kle, koa tsy mahasaky miseo vahoaka firy lery.
Soa ihany fa eo ihanao Ralay mitsinjo ny ondrinao. :wink:
11. fitia2006
(
28/04/2010 02:54)
ny tombony kosa alou @ fandehanana any de ho an'i ampalibe e ( lahiniriko) mba nitaingina jet izy fa izy anie niteny fa tsy raharahiny ny fanasaziana satria izy tsy mankany an-dafy mintsy zao izy mba lasa