de hoe

1. bazylou ( 15/04/2010 06:30)
Rehefa ny heviny sy ny namany no mitondra fanjakana mametsifetsy olona sy manao
ronono an tavy dia misy fanjakana i mdg, fa raha ny hafa no eo na asiana izao negosy rehetra
izao aza dia milaza izy fa tsy misy fanjakana ao mdg.
BbbbeeEuuuurrrkkk

Fialana nenina farany ny an i tgv , raha tsy poinsa io dia anjaka tokana amin izay.
Vive tgv.
novalian'i pink ny 17/04/2010 19:23
2. ndotofetsy ( 15/04/2010 07:35)
http://www.youtube.com/watch?v=kwpOdUTAa_I&playnext_from=TL&videos=4JNbRHlYw7Y

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. locl ( 15/04/2010 08:11)
ko raha afaka manjaka tokana ange tsy maninona e! Fa le fanjakana tokana hamono olona
4. hery ( 15/04/2010 10:39)
de hoe... ala nenina farany kanefa tapi-dalan-kaleha :-)

Raha n ahavita nanjaka tokana izy dia efa nanjaka tokana fa hitany fa tsisy fika hivoahana mihitsy raha manjaka tokana. Tsisy saosy sns...

Ny vahoaka no tokony hanao ala nenina farany hoe raha tsy milefitra i TGV dia karakarao
5. pink ( 15/04/2010 11:43)
bazylou:

Rehefa ny heviny sy ny namany no mitondra fanjakana mametsifetsy olona sy manao
ronono an tavy dia misy fanjakana i mdg, fa raha ny hafa no eo na asiana izao negosy rehetra
izao aza dia milaza izy fa tsy misy fanjakana ao mdg.
BbbbeeEuuuurrrkkk

Fialana nenina farany ny an i tgv , raha tsy poinsa io dia anjaka tokana amin izay.
Vive tgv.



tady efa miboraka io ve ni hilaza fa anjaka tokana..eo anatrhany 20000000 fanahy malagsy.. sao doa ho lasa adala eo raha izany hevitra izany
6. pikatti ( 16/04/2010 12:44)
Ny vahoaka no tokony hanao ala nenina farany hoe raha tsy milefitra i TGV dia karakarao
:lol:
Izay mihitsy =D =D =D =D
7. Mirananirina ( 17/04/2010 06:41)
Olom-baovao ihany no andrasanay,mankaleo ireo taloha
8. pink ( 17/04/2010 19:23)
Mirananirina:

Olom-baovao ihany no andrasanay,mankaleo ireo taloha



iza ilay olom-baovao...ka raha hiandry suspens indray...izaho aloha tsy mila ilay tonton pero
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0709