Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i terrysaina, milahatra araka ny daty
terrysaina ( 25/05/2010 01:20)
TSY MILA RECONNAISSANCE INTERNATIONAL IZAHAY E
reconnaissance internationale hono hatao inona? Juste mba hamerenana andrafahavalo hody any imerikasinina? Tsisy io. Nisy reconnaissance internationale ireny fonyratsiraka sy zafy ary rafahavalo, bets... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2010 19:58
terrysaina ( 09/05/2010 21:01)
hoany pretoriaII ihany noho ny fitiavana ny firenena
araka ny vaovao heno dia hoe ho any pretoriaII ihany ny president Andry rajoelina ,rehefa nandinika sy ny amour pour le pays dia nanaiky hiverina any pretoriaII izy saingy @ ity indray mitoraka ity di... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2010 12:48
terrysaina ( 08/04/2010 22:49)
aoka izay ny wawawanareo tim very seza ireo
ianareo tim gtt ireto ve tsy misy atao afatsy ny mihogaoga fotsiny sisa e ndana lehery tohonana fa izy izao hilatsaka president de republique sady ny fin du monde ity efa akaiky ihany @ 2012 koa i... tohiny
novalian'i nilex ny 09/04/2010 08:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3962