TSY MILA RECONNAISSANCE INTERNATIONAL IZAHAY E
1. terrysaina
(
25/05/2010 01:20)
reconnaissance internationale hono hatao inona? Juste mba hamerenana andrafahavalo hody any imerikasinina? Tsisy io. Nisy reconnaissance internationale ireny fonyratsiraka sy zafy ary rafahavalo, betsaka foana ny tsy an'asa, betsaka foaa ny mandondona eny Andralanitra mitady trano, mbola mangataka eran'ny glacier sy hotel de france ary analakely ny zandry kely mpangataka, mbola feno anosikely, mbola trano falafa kely no honenan'ny gasy maro anaka (vitsy monja no mba manana trano parpaings any anmin'ny provinces), mbola mandeha kilometatra maro vao mahita sekoly fanabeazana fototra any beraketa sy ambondronimamy sy ny sisa, mbola sahirana ny pokona vao mahita vola kely hividianana fanafody raha hahita fa raha tsy eo ry masera sy ry mompera dia tsy mahita fitsaboana ara-dalana ny vahoaka eran'ny faritany. Ny tsy an'asa moa manginy fotsiny ka na manao izay ho afany aza ny ong tsy mahovoka firy.
Koa aza lazaina aminay fa ho manga ny lanitr'i gasikara vao mahazo reconaissance internatonale eo? Tsy misy andrasan'ny vahoaka madinika an'io. Ny 80%n'ny malagasy tsy miandry karamam-panjakana. Mivarotra ny vokatry ny taniny izy ary tsy manondrana akory aza fa asan'ny ngetroka ny mi-exporter.
Koa aza lazaina aminay fa ho manga ny lanitr'i gasikara vao mahazo reconaissance internatonale eo? Tsy misy andrasan'ny vahoaka madinika an'io. Ny 80%n'ny malagasy tsy miandry karamam-panjakana. Mivarotra ny vokatry ny taniny izy ary tsy manondrana akory aza fa asan'ny ngetroka ny mi-exporter.
novalian'i fijo ny 26/05/2010 19:58
2. rasamy
(
25/05/2010 02:44)
ianao ity ry terry dia efa mitapy mihitsy marina moa e e :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
3. rijadolly
(
25/05/2010 03:56)
reconnaissance internationale hono hatao inona?satria isika ao anatin\' ilay internationale, satria isika Nosy, Satria isika tsy an\' Firenena iray fa misokatra ho an\' firenena maro. satria io dia hery iray tsy nisian\' fifanafihana samy Firenena samy Firenena UN. Raha tsy hoe anga matanjaka isika na misy firenena mpiahy manokana.
Juste mba hamerenana andrafahavalo hody any imerikasinina? Tsisy io.an, an, ka! Fandriampahalemana tena marina ao amin\' ilay Firenena no tanjony.
Nisy reconnaissance internationale ireny fonyratsiraka sy zafy ary rafahavalo, betsaka foana ny tsy an\'asa, betsaka foaa ny mandondona eny Andralanitra mitady trano, mbola mangataka eran\'ny glacier sy hotel de france ary analakely ny zandry kely mpangataka, mbola feno anosikely, mbola trano falafa kely no honenan\'ny gasy maro anaka (vitsy monja no mba manana trano parpaings any anmin\'ny provinces), mbola mandeha kilometatra maro vao mahita sekoly fanabeazana fototra any beraketa sy ambondronimamy sy ny sisa, mbola sahirana ny pokona vao mahita vola kely hividianana fanafody raha hahita fa raha tsy eo ry masera sy ry mompera dia tsy mahita fitsaboana ara-dalana ny vahoaka eran\'ny faritany. Ny tsy an\'asa moa manginy fotsiny ka na manao izay ho afany aza ny ong tsy mahovoka firy.Hatramin\' izao hitenenatsika izao dia vao maika aza miha maro ireo, tsy maintsy hampahatrana ny vahoaka mba ho hitan\' izao tontolo izao fa mahantra isika, iza no mahazo tombotsoa amin\' izany? Izay Firenena miseho ho tompon\' GASIKARA, izy io no mahazo dera fa manampy ny Firenena mahantra izay feheziny amin\' fifanarahana vita sonia ho tombotsoany manokana noho ny fanafahany ilay Firenena( 1960 - 2010 ) Nampahatrana isika. vakio amin\' fo tony ohatrany namakian \' Rijadahalo ny hevitrao amin\' fo tony feno fitiavana Tanindrazana http://www.stop-francafrique.com/ Dia vakio koa ny an\' Firenena Afrikanina hafa fa mitovy ilay tekinikan\' io Firenena io hatramin\' izao hitenenatsika eto Madagasikara izao.
Koa aza lazaina aminay fa ho manga ny lanitr\'i gasikara vao mahazo reconaissance internatonale eo?Marina, na dia ahazo reconaissance aza isika ka raha mbola ao ambadika ilay Firenena iray minono dia ho hita tsika fa miverina foana ireo zavatra notanisainao izay tena ratsy ireo. Inona ny vaha olana? Manomboka eto ka raha mahita fofopofona colonisation moderne isika dia manohitra an\' izany, Ahoana ny fomba hanoherana izany? FIFAMELANA, FIRAISAKIANA, FIHAVANANA.ireo 3f ireo no fiadiana tsy zakan\' mpanjanaka, izay noravany voalohany ka hatramin\' izao hitenenantsika izao( zarazarao anjakana ).
Ny 80%n\'ny malagasy tsy miandry karamam-panjakana. Mivarotra ny vokatry ny taniny izy ary tsy manondrana akory aza fa asan\'ny ngetroka ny mi-exporter.Izany hoe tsy anao exportation itsony izany ve isika? io dia mitarika fa tsy hanafatra entana koa izany isika. hitan\' se tsara amin\' izay ny tsy maha logique ilay izy angamba, Firenena matanjaka ohatran\' France aza ry se mankaty Afrique. Anao inona aty?????????????????????????
Rijadolly
4. nilex
(
25/05/2010 06:26)
tena terrysaina marina ialahy lesy ka,ka maninona ary no tsy velomin'ialahy isany ireo olona very asa maro be ireo sy ny mbola ho very asa ato ho ato,Raha nahavita azy indray lisany tsy olana fa tena zéro mihintsy io fitondrana io fa basy fotsiny nge no mitana an'io eo e,Radomelina aza moa tsy sahy nilatsaka fa efa fantany fa tsy ho lany mihintsy e,Raha lehilahy anefa izy tokony hilatsaka hahitany tsara fa 0.5% ny gasy ihany no tia azy dia lisany foza izany.
Tamin'i Ravalo lety afaka niaina tsara daholo ny olona rehetra fa izao tena tsy misy zavatra mandeha intsony fa ny foza sisa no mangalatra eto.
Mbola ho avy ny fotoana farany fa ho itan'lisany tsara izany.
Tamin'i Ravalo lety afaka niaina tsara daholo ny olona rehetra fa izao tena tsy misy zavatra mandeha intsony fa ny foza sisa no mangalatra eto.
Mbola ho avy ny fotoana farany fa ho itan'lisany tsara izany.
5. nilex
(
25/05/2010 06:40)
tena terrysaina marina ialahy lesy ka,ka maninona ary no tsy velomin'ialahy isany ireo olona very asa maro be ireo sy ny mbola ho very asa ato ho ato,Raha nahavita azy indray lisany tsy olana fa tena zéro mihintsy io fitondrana io fa basy fotsiny nge no mitana an'io eo e,Radomelina aza moa tsy sahy nilatsaka fa efa fantany fa tsy ho lany mihintsy e,Raha lehilahy anefa izy tokony hilatsaka hahitany tsara fa 0.5% ny gasy ihany no tia azy dia lisany foza izany.
Tamin'i Ravalo lety afaka niaina tsara daholo ny olona rehetra fa izao tena tsy misy zavatra mandeha intsony fa ny foza sisa no mangalatra eto.
Mbola ho avy ny fotoana farany fa ho itan'lisany tsara izany.
Tamin'i Ravalo lety afaka niaina tsara daholo ny olona rehetra fa izao tena tsy misy zavatra mandeha intsony fa ny foza sisa no mangalatra eto.
Mbola ho avy ny fotoana farany fa ho itan'lisany tsara izany.
6. Mirananirina
(
25/05/2010 09:24)
ianao ity ry terry dia efa mitapy mihitsy marina moa e evaloRa :-D :-D
7. Achia
(
25/05/2010 13:25)
De mahagaga ihany ny mpisera eto ka na ny anaran'ilay nanokatra hevitra aza dia efa manambara ny sainy ko ,ny an'i Rijadaoly no mety hazavaina tsra ohatran'izany :�)
8. AndriambyII
(
25/05/2010 13:57)
Zavatra tokony ho vahan\' izay hitondra sy ho filoha eo ny contrat nifanaovan\' i Ra8 sy Ratsiraka t@ ireo Mafia international mikasika ny Agro bussines ,tsy ny Francafrique irery akory no ao ambadik\' izany fa na ireto koa aza :Saoudite Arabie , Inde , Lybie , coree du nord et sud ,japon ,Chine ,Iran ,Tunisie , Israel ,Syrie , Yemen ,Mexique ,Nigeria ,Irak , Angleterre , allemagne , Espagne ,Egypte ,Tunisie , Maroc ,Algerie ,Italie ,Luxembourg ,Oman ,Burnei ,Belgique ,@ alàlan\' ireo marionettes voavidiny hamoretana \' ny mponina hamboly maimaimpoana hamenony ny tsy fahampian-tsakafo , sy ny tsy fahampian\' ny matiere premiere ilainy.
9. amlewii
(
25/05/2010 14:51)
AndriambyII:
Zavatra tokony ho vahan\\\' izay hitondra sy ho filoha eo ny contrat nifanaovan\\\' i Ra8 sy Ratsiraka t@ ireo Mafia international mikasika ny Agro bussines ,tsy ny Francafrique irery akory no ao ambadik\\\' izany fa na ireto koa aza :Saoudite Arabie , Inde , Lybie , coree du nord et sud ,japon ,Chine ,Iran ,Tunisie , Israel ,Syrie , Yemen ,Mexique ,Nigeria ,Irak , Angleterre , allemagne , Espagne ,Egypte ,Tunisie , Maroc ,Algerie ,Italie ,Luxembourg ,Oman ,Burnei ,Belgique ,@ alàlan\\\' ireo marionettes voavidiny hamoretana \\\' ny mponina hamboly maimaimpoana hamenony ny tsy fahampian-tsakafo , sy ny tsy fahampian\\\' ny matiere premiere ilainy.
Marina ny an\'Andriambyll ary tena amin\'i le oui mihintsy. Io resaka lobby io no tena tsy mahasarotra ny famahana ity toedraharaha ity, fa efa sehatra ambony @ fanaovana politika izany ka mila olona manadihady sy mahazo vaovao betsaka sy azo antoka vao hahatakatra an\'izany...
Mistery ilay Andriambyll dia toa izay koa ny hevitra entiny an...
10. terrysaina
(
25/05/2010 18:06)
ialahy ry rijadaholo no manao PS vrakiny be eto an ,izany ve lesy mba democratie an lisany ,aiza moa i dada no tsy ho lany foana ,95% ny deputes ,presque 100% ny senat bravo izay izany le democratie an,ary le reconnaissance international ,angaha moa tsy efa nisy reconnaissance international t@ androin'i dada nefa jereo nisy foana ny 4mis satria lasan'i dada daholo ny vola tokony omena an'ireny
11. locl
(
25/05/2010 20:00)
Valio aloha ry terrywi le hoe velomin'areo angaha ireo olona niasa ara-dalana t @andron'i Dada rav8?
13. AndriambyII
(
25/05/2010 23:15)
http://vaovaogasy.blogspot.com/Alefaso aloha ny vavao ry dontoloha a!!!
14. terrysaina
(
26/05/2010 02:49)
milay lesy ry AndriambyII an isika tgv eto dia ataon'i lehery ankilabao mihitsy ,aiza ka misy ny sasany eto mandefa porno sy manopa mihitsy tsy asorin'i lery akory fa izahay mpanohana an'i tgv dia esorina sy fafana foana,hita mihitsyhoe tsy tianay pro rajoelina ,tsy mahazaka democratie angaha
15. xxx3
(
26/05/2010 04:26)
aoka lesy rawix an ,tena efa lasa lavitra mihitsy anier ianareo bain e .Tsy manino lesy fa hoentiko any @ gogo ialahy
16. rijadolly
(
26/05/2010 18:06)
Terrysaina:Tsy manam- potoana @zany aho ry se a! Anisany famisaviana Firenena izany saina izany amiko, koa raha tiako ny Fireneko dia mihezaka ny MARINA hatrany ny tanjona, farafaharatsy rehefa hita fa tsy lasa intsony ilay hevit- dratsy dia aoka izay, aoka izay.
ialahy ry rijadaholo no manao PS vrakiny be eto an ,izany ve lesy mba democratie an lisany
