Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja ( 06/04/2010 00:11)
Ho lany tarangana ny Sokatra malagasy
Mampalahelo tokoa ny zavamisy fa dia 20 taona eo ho eo dia ho lany tarangana ny sokatra ilay mahazatra antsika fahita any Madagasikara. Izay no vaovao mivoaka momba an'i Madagasikara. Tato ho ato dia... tohiny
novalian'i soanja ny 06/10/2010 03:32
Picassi ( 05/04/2010 22:29)
ALERTE à AMBOHITSOROHITRA Andrianasoavina évoque un coup d’É
ALERTE à AMBOHITSOROHITRA Andrianasoavina évoque un coup d’État Le Commandant des FIS explique l’alerte donnée du côté d’Ambohitsorohitra et d’Antaninarenina vendredi. Les Forces... tohiny
novalian'i pikatti ny 08/04/2010 06:17
bekafara ( 05/04/2010 17:57)
eto mitoraka kiraro an'i radomelina daholo
http://nopuschists.bravehost.com/ atao toy ny nahazo an'i bush tany irak ... tohiny
novalian'i bekafara ny 07/04/2010 20:31
sitlo ( 05/04/2010 17:34)
sary serasera
Mba asio sarisary airbag indray aloha ry reto fa tsy mampazoto mihitsy ilay mankao amin'izao.... tohiny
novalian'i tess ny 08/07/2010 12:51
sitlo ( 05/04/2010 16:27)
Mijaly ny vahoaka
O ry pro-TGV Angaha moa hoe tsy mijaly indray ny vahoaka no anton'ny nitolomana? Fa toa vao maika ity mijaly. Andramo ny goavy manta raha mbola tsy hita ny t tsy omby v... ;-) ... tohiny
novalian'i diloo ny 07/04/2010 17:42
sitlo ( 05/04/2010 16:24)
alika
Tsaroko indray ilay blagy tamin'ny fou hehy. Ilay hoe: - inona no ilàna chien de salon tsy maaro mpangalatra akory? dia hoe: - atao solona sonnerie.... tohiny
novalian'i Bita ny 12/06/2010 11:49
soanja ( 05/04/2010 14:22)
Ka raha tsy inona koa #2....
Tantaraiko indray ny nanjo ahy ianareo... Tamin'za mbola tany amin'ny Lycee dia nanana namana telo lahy mpiara manao baskety amiko(15 taona izahay tamin'izay). Mpinamana be tokoa satria sady mpiar... tohiny
novalian'i soanja ny 24/04/2010 19:03
xxx ( 05/04/2010 09:42)
expérience
Ho an'ireo bandy vetivety de tonga rehefa manao RS ity mba misy expérience kely mba hifampizarana sao de mba mahasoa. Za rehefa manao firaisana de vetivety de tonga. Indray mandeha za nampiasa presev... tohiny
novalian'i Dan23 ny 28/10/2010 07:35
rijadolly ( 05/04/2010 06:36)
Aiza ireto mpisera ireto???
Aiza ireto mpisera ireto?fa izaho mino fa ry zareo ireto no afaka manamafy izay efa natomboka ny fiverenana indray ny firaisakinam- Pirenena. Omeo hevitra fa ianareo efa nanan- kevitra ny hapiray. htt... tohiny
novalian'i rijadolly ny 07/04/2010 18:52
dadasy ( 05/04/2010 04:19)
FIS maneho herisetra @ mpivavaka??
Napetrako tatsy @ dinika finoana sy fivavahana izy ity. Mety hisy lafiny politika azo hitarafana azy koa anefa, raha jerena @ lafiny hoe ny manana fahefana sy tompon'ny hery dia manampatra izany arak'... tohiny
dadasy ( 04/04/2010 20:00)
herisetra atao @ mpivavaka??
Nisy ity vaovao ity de ampitaina eto mba hisarihana ny sain'ny maro. Relijiozy telo mirahalahy no nodarohan'ny FIS ny Zoma Masina lasa teo rehefa tsy nijanona fa mbola niampita ny arabe ihany, nefa ry... tohiny
novalian'i vonynive ny 05/10/2010 12:10
bazylou ( 04/04/2010 05:33)
raha izao no mitohy
Dia tsy maintsy ikombaka ihany ny gasy, le8 izany no mamporisika ny samy Gasy hifamely satria very sezan resin ilay tanora kely ka mila revanche tsy misy ohatr izany , Dia mbola sahy ihany le rang... tohiny
novalian'i bazylou ny 07/04/2010 20:36
mibalika ( 03/04/2010 10:51)
Mirary Paka Sambatra ...
:) Mirary Paka Sambatra ho antsika rehetra ,ny Fahazavan'i Kristy anie hanoro lalana ireo mpitondra sy ny Malagasy rehetra ka ahay hijery izay mahasoa antsika isika ary ahay hijery izay mahasoa ny F... tohiny
novalian'i niryna ny 07/04/2010 14:58
vatofototra ( 03/04/2010 06:35)
REGARDER VIDEO Journal-Les USA préfèrent donner des carottes
REGARDER VIDEO Journal-Les USA préfèrent donner des carottes que des bâtons...au lapin de choisir 02 avril 2010 - Conférence de presse Ravalomanana - Point de presse Neils Marquardt A... tohiny
novalian'i diloo ny 06/04/2010 23:03
soanja ( 03/04/2010 00:17)
Ireo bibilava jamba
Mizara fotsiny aho an. Araka ny voalaza tamin'ny fikarohana vao hita moa izany dia efa ela no nisian'i bibilava jamba tao Madagasikara, zany hoe ela noho ny fisian'i Madagasikara aza hono. Raha tsorin... tohiny
ndotofetsy ( 02/04/2010 21:09)
lasa arema ny tim
lasa monima ny arema lasa tim ny arema ny olona eto vizana fa be wawa sisa =)) =)) =)) lasa exilll daholo ... tohiny
bazylou ( 02/04/2010 20:08)
efa voaozona sy voahidy tsara
Tadidio ry zareo fa efa vita depuis 1950, izany mdg sy gasy izany ary tsy hotafala mandrakizay am lafrantsa ireo. Jereo tsara hoy aho no anaovan nny frantsay azy ary tsy maintsy anompo azy ireo, jere... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 11:51
zakilinina ( 02/04/2010 19:29)
Fihaonana
Tao aorian'ny fitsidiham-pahitra nataon'ny misintra frantsay teto Madagasikara dia misy feo milaza fa hihaona hono ny filoha voafidim-bahoaka sy ny filoha nanongam-panjakana. Ilaina ve io fihaonana io... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 11:58
peta83 ( 02/04/2010 13:47)
Allergique!voan'ny sery fona
Za d olona voan'ny sery fona,tsy atoandro, tsy alina, tsy maraina, tsy mangatsiaka, tsy mafana.... fa de voan'ny sery fona.ary refa tena mietsika le izy dia, mangididy be ny orona, mievina fona,mirara... tohiny
vatofototra ( 02/04/2010 13:37)
ECOUTER Conférence de presse Ravalomanana 02 avril 2010
ECOUTER Conférence de presse Ravalomanana 02 avril 2010 - Ravalomanana occupe le terrain, il a tenu une conférence de presse en duplexe de Johannesburg le 02 avril 2010 http://www.... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 12:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5479