raha izao no mitohy

1. bazylou ( 04/04/2010 05:33)

Dia tsy maintsy ikombaka ihany ny gasy, le8 izany no mamporisika ny samy
Gasy hifamely satria very sezan resin ilay tanora kely ka mila revanche tsy misy ohatr izany ,
Dia mbola sahy ihany le ranga io hanao fandranitana fa tsy ny fiainany nojereny, ary tsy mahay mionona fa resy.
De hohitatsika eo fa hiafara amin'ny ady io.
novalian'i bazylou ny 07/04/2010 20:36
2. hery ( 04/04/2010 07:26)
Mazava ho azy, rehefa jiolahim-boto no asaina miverina amin'ny ara-dalàna dia aleony miady.

Tadidio fotsiny fa ny hery tsy mahaleo ny fanahy.
3. diloo ( 04/04/2010 19:54)
Ny asa ratsin'i andry TPV:
raha izao no mitohy

Dia mazava ho azy fa tena fitondrana sankalite ary banni par la CI.
Fitondrana hell fat: aiza ve tranom-piangonana avy dia hanaovana sacrilège!
Ntsss

Le terrorisme façon HAT.

RAMANANDALANA fût une des martyres chrétiens malgache. Ses descendants ont créé une association pour défendre ses mémoires. Une plaque de pierre commémorative fût accrochée sur un mur, à l'intérieur du temple protestante de Faravohitra.
2010 marque la centième anniversaire de son exécution sur le bûcher. L'association voulait célébrer cette date par une réunion de prière dans le temple demain 29 mars 2010.
Cette réunion de prière est annulée car des militaires de la HAT, les putschistes, sont entrés en force dans le temple Jeudi dernier 25 mars, ils ont arraché la plaque commémorative pour la simple raison, disaient-ils que le nom du Président de la République Ravalomanana, qui avait inauguré sa pose y figurait, ainsi que celui du pasteur de l'époque, le pasteur Rasendrahasina. Les fidèles sont invités à prier chez eux.
Les militaires ont également arraché le tapis rouge du temple, car don de Ravalomanana; on craint qu'ils vont revenir pour voler le lustre et l'orgue du temple.
De méme un véhicule 4X4, destiné aux fidèles du temple leur a été confisqué de force, vendu à très bas prix aux membres de la HAT.

De mbola hanantena hahazo reconnaissance inernationale ihany ve?
Ianareo miaramila ve mbola mendrika antsoina hoe miaramila? Aiza ny tena honneur militaire pour défendre la Patrie et le peuple Malagasy comme nos Anciens Patriotes ont versé leur sang pour notre Liberté.Regardez-vous devant le miroir et posez-vous la question : pourquoi mon Dieu!
29 mars 1947:Masina ny Tanindrazana
http://www.dailymotion.com/video/xcrf75_29-marsa-1947-tolom-panafahana-an-i_news
4. milamm ( 04/04/2010 20:56)
zany no tena porofo maha mpanoha-riana ireto miaramila mpanohana ny fat ireto(cnme ets ambohibao moa no manao ireny op.reny,organes mazava ho azy no mpaniraka),dia tena marary ny fo sy saina @ maha-olompirenena satria tsangam-bato ahatsiarovana ireo mahery fo ve no andeha esorina @ andro itondrana am-bavaka ireny maritiora sy isaorana ny asa ambony mendrika indrindra vitany ------- >tsy vitany tsy fankasitrahana ny soa sy lova navelan'izy ireo( fahaleovantena sy fitsanganany rep.1 ) , fandratrana ihany koa ny hambo-po ny Malagasy rehetra izany fa tsy ny ankohonana akaiky ihany,t@ androny gallieni dia nisy izany ary izao de mbola averiny lavanify sy fat.Efa mankahatra hatezera-bahoaka sy miantsy ny rehetra izany fa dia mahandrasa ny patsa iray tsy omby vava,Andriamanitra tsy andriny hafa andrinay foana eny...mbola hisy farany daholo ny rehetra!Ho afaka soa amantsara hiroso ihany @ fahaleovantena ny nosintsika raha mahay miray hina,ireo izay manakana izany vaha-olana fanalahidin'izao fahasahiranana izao dia toy ny voankazo lo ankarona ka esorina toy ny nanaovan'ireo maherifo 1947 ny mpanjanaka sy ny mpiray tsikombakomba aminy ,aiza ka minisitra sy solotenampanjakana frantsay mihitsy no mitsidika faritra sy mifampiraharaha @ reto mpanonam-panjakana miditra sy milaza ho manana hevitra ialana @ raharampirenena Malagasy,jereo tsara nefa ny toerany N. Marquardt fa mazava ary sazy hafa mavesatra no ilatsaka avy @izy ireo,sy reo vondrona eropeana hafa ankoatry frantsa,zay kalo fa tratry ny paka dolidoly
5. milamm ( 04/04/2010 21:21)
asa raha efa itanareo reto fa tsy azo ampitahaina akory le jiolahy fantaka ambohimalaza ito
http://mg.wikipedia.org/wiki/Andry_Rajoelina
sy ity anakiray efa namadika bainga vitsivitsy,mpandraharaha goavana eto @ ranomasimbe indiana sy afrika avy ao Imerinkasinina
http://mg.wikipedia.org/wiki/Marc_Ravalomanana
arakaraka tarehy voan-javatra
6. maryline ( 04/04/2010 21:31)
Arakara-tarehy voa-javatra marina
7. ndotofetsy ( 05/04/2010 21:00)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. pikatti ( 06/04/2010 11:37)
Dia tsy maintsy ikombaka ihany ny gasy, le8 izany no mamporisika ny samy
Gasy hifamely satria very sezan resin ilay tanora kely ka mila revanche tsy misy ohatr izan
message

O ry le badraodra ty a!!!tsy elah ihany ve no midradradra isan'andro eto hoe mitsangana izay gasy sahy an'io rabitro io , koa ahoana ingahy no mifezaka indray refa ho raikitra???, lisany foza tony anie be taimbava nefa tsy apoaka akory e
9. vitalkamaoly ( 07/04/2010 08:36)
samy mahay mitam-basy ane lety no eto e. Aza ampidirina ny vahoaka raha hikombaka fa aleo antsika irery raha mafy elah.
10. bazylou ( 07/04/2010 20:36)

Tssssssssss leaza nany hery itazoman ialahy basy aza tsy misy fa mbola fahanan ny vazaha ka ze i
zany ve tsy hofaty ho azy eo ela leana. Bbbbbeeeeeuuurrrrrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0387