Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
katrikatry ( 26/03/2010 12:07)
CENI
Mouvement de la démocratie à Madagascar de Pierrot Rajaonarivelo intègre la CENI par le biais de Me Maria Raharinarivonirina pour le compte des « autres sensibilités ». Pour ce qui est des Ã... tohiny
novalian'i fijo ny 26/03/2010 23:07
bekiraro ( 26/03/2010 12:07)
RAVALOMANANA MARC
Hita taratra t@ ireny kabary nataonao ireny fa tena mbola hafa ihany ny tena filoha, tsy mila miaramila na PM na vice Hta na vice PM na colonel na iza no mampita ny teny fa ianao dia mandray fitenenan... tohiny
novalian'i milamm ny 27/03/2010 18:25
esserra ( 26/03/2010 12:07)
TSY NANDOA EKOLAZY VE
« Nous interdisons toute forme de publicité de la marque ou de l’appellation SKOL pour une durée d’une année, sur tout le territoire de Madagascar ». Tsy nandoa ekolazy mantsy no filaz... tohiny
vatofototra ( 26/03/2010 08:16)
ECOUTER Conférence de presse Ravalomanana 25 mars 2010
ECOUTER Conférence de presse Ravalomanana 25 mars 2010 - Ravalomanana ne démord pas, déterminé pour l'application de la charte de Maputo, il a tenu une conférence de presse en duplexe... tohiny
xxx ( 26/03/2010 03:19)
chatroulette - omegle - camtoya : tandremo ny ankizy e
Vetaveta ny 3/4 ny zavatra hita amin'ireny chat video @ olon-tsy fantatra ireny, kanefa toa misimisy ihany ny zaza tsy ampy taona mirozirozy any le! Ataoko fa samy efa miaro ny zanany amin'ny dange... tohiny
novalian'i sipagasy ny 27/03/2010 19:04
swann ( 25/03/2010 17:32)
Ovay SERASERA.TGV amzay ny anaran'ty serasera ty ry admin a.
Efa hita be mantsy fa ho handihizan'ny TGV amzay ty serasera.org manomboka izao ...!! satria tafa daholo ny tetika rehetra nampihariny hatramin'izao ..! misy firenendehibe hanohana isika ...! --Ts... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/03/2010 22:03
terrywui ( 25/03/2010 17:09)
DIA NIHIDY SOAMANTSARA TOMPOKO MAGRO..KDAO HOY LAY PORTAIL 2
ANTSARY :.................................. [img]http://www.topmada.com/wp-content/gallery/antananarivo/Magro-Ankorondrano-180509-00008.jpg[/img][img]http://www.sobika.com/v2/img/magro_sepr2.jpg[/i... tohiny
stalingrad ( 25/03/2010 16:43)
TORO-HEVITRA TENA TSARA TY sao mahasoa anareo oo...!
Hono tokoa hoa ry MPANOHITRA ato amin serasera.org hono oa maninnn raha manao recrutemeny reservostes bobaka be ndray hamonoana ny Mlagasy otran'ny le fanaonareo tamin'ny 2001-2002 reny e! mety ahafat... tohiny
papala ( 25/03/2010 12:43)
association FITIA
tena mampalahelo ny traboina fa ampiasain'i kala mialy rajoelina hafetsena mihintsy NY MALAGASY, indrindra fa ireo lazaina fa hoe malala tanana! angoniny ireo zavatra sy vola omen'olon ho an'ireo tra... tohiny
novalian'i bazylou ny 27/03/2010 18:29
vatofototra ( 25/03/2010 09:30)
REGARDER VIDEO Journal-La justice au service de sa majesté
REGARDER VIDEO Journal-La justice au service de sa majesté 24 mars 2010 - Ravalomanana invité de Christophe Boisbouvier sur RFI le 24 mars 2010. Déterminé plus que jamais pour l'applicati... tohiny
esserra ( 24/03/2010 20:46)
GIC vs ICG (International Crisis Group)
GIC doit maintenant se concentrer sur la négociation d’un accord politique entre les quatre mouvances centré sur l’élaboration et l’adoption par référendum d’une nouvelle constitution, su... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/03/2010 22:14
xxxw ( 24/03/2010 20:45)
PATRICK MOUNIBOU vice-président de la Haute autorité
Ce n'est pas tellement parce que nous avons été sanctionnés que nous les avons adoptées. Il s'agit plutôt d'une initiative visant à mettre fin aux troubles et à trouver des solutions à la cris... tohiny
novalian'i swann ny 25/03/2010 17:23
niryna ( 24/03/2010 20:21)
Fitsaboana miharo fivavahana sitrana ho azy ny marary
Nanao fanadihadiana ireo dokotera nitsabo olona ka naka vondron'olona maromaro,ao ny mpino ao ny tsy mpino an'Atra. Ny zavatra itany sy azo tsampaintanana dia 60% an'ireo niaraka nivondrona nivavaka... tohiny
novalian'i ni81 ny 10/05/2010 18:24
ravonjison ( 24/03/2010 16:27)
Tsimandrimandry ? ? ?
Tany dago aho teo ka nitady ireo zavatra mahaliana tao antoerana no nataoko. Nisy ranamana iray izay nitantara tamiko ny fiainana any Diego, satria nipetraka tany ampolony taona maro izy.Nilaza izy fa... tohiny
novalian'i soanja ny 06/04/2010 15:23
soanja ( 24/03/2010 15:43)
Ny fiangonana aty Amerika
Dia variana aho mahita fa misy ny fiangonan'ny mainty ary misy ny fiangonan'ny fotsy hoditra any aminareo ao Atsinanana ka hatrany midina any Atsimo ao. Fa ahoana loatra re ny fandehany amin'io? Isika... tohiny
novalian'i neaj ny 07/03/2015 16:04
peta83 ( 24/03/2010 13:10)
Inona ary zany????
Inona ary no mapitovy ny magy omby volamena sy ny kapoty?... tohiny
terrywui ( 24/03/2010 11:21)
SAZY TSISY VALEUR-NY SAZY SAZY FOANA, SA SAZIN'ANKIZY ?
Tapa-tsinay mihitsy ny TGV rehetra ane amizao fa hoe voasazy hono ...!! tsy hitako ze sazy eo ! handeha hivoaka ho any Chine zao ny Fanjakana handamin-draharaha ! sazin'ankizy angah ...! sazin-jaza ... tohiny
novalian'i swann ny 25/03/2010 17:20
terrywui ( 24/03/2010 10:59)
DIA NIHIDY SOAMANTSARA TOMPOKO MAGRO ..KDAO HOY ILAY PORTAIL
FIN.......VITA NY FILM NIAKATRA NY SORATRA VITA MAGRO.... NOFINOFY SISA LE FANDROVITANA PATALOHA TENY RAPIKA AZA EFA NIVATSY PATALOHA TELO ISAKY NY MEETING FA TSY NILAINA TSONY NALAINN... tohiny
novalian'i bazylou ny 27/03/2010 18:30
Noue ( 24/03/2010 10:55)
Le Canada salue l’adoption par l’Union africaine de sanction
[size=80][color=red][b]Le Canada salue l’adoption par l’Union africaine de sanctions contre la Haute Autorité de la Transition de Madagascar[/b][/color][/size] http://www.international.gc.ca/m... tohiny
novalian'i xxxw ny 25/03/2010 11:53
terrywui ( 24/03/2010 10:31)
TAPIDALAN-KALEHA TANTERAKA mampalahelo be ...snifff...
Eo nareo ry vendrana ireto de variana miandry sazy hiatra amin'ny TGV eo hoe hanao ahoana nefa ny oul efa mamita resaka amin sinoa atsy !...hin hin hin hin miandry vasoka be amzany fati-tsazy zany eo... tohiny
novalian'i nilex ny 26/03/2010 07:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.7639