Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ANDRITSARA ( 18/03/2010 14:00)
Mahereza
Aza kivy fa izao ny tetezamita... tohiny
novalian'i soanja ny 31/03/2010 22:31
vatofototra ( 18/03/2010 13:13)
TELECHARGER Liste 109 personnalités sanctionnées par l'UA
TELECHARGER Liste 109 personnalités sanctionnées par l'Union Africaine 18 mars 2010 - TELECHARGER Liste 109 personnalités sanctionnées par l'Union Africaine 18 mars 2010 http://www.vat... tohiny
novalian'i pikatti ny 19/03/2010 08:44
bazylou ( 18/03/2010 12:32)
tsy misy iraharahan'i tgv
sy ny ekipany ze sazin'ny maizina any e, jereo tsara anie fa endasin'ny tgv daholo izay momba io ua rehetra io e, ary jereo tsara koa fa 2011 vao hisy fifidianana, :-D :-D :-D :-D vive tgv... tohiny
roxanaha ( 18/03/2010 12:06)
atodin'omby
Mba misy afaka manazava ve zay mahalala hoe fanaovana inona zany? dia ôtrany ahôna ny pôziny? sns.....Inona ny soa azo avy aminy? Nahita annonce za t@ site hafa zay dia hoe mivarotra atodin'omby... tohiny
novalian'i Legagneur ny 16/04/2015 14:59
Noue ( 18/03/2010 10:12)
Ireo voakasiky ny sazy (109 personnes)‏
[size=90][color=red][b]- Présidence de la République André Haja Resampa, Secrétaire Général de la présidence Andry Nirina Rajoelina, Président de la Haute Autorité de la Transition ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/03/2010 23:20
ndotofetsy ( 18/03/2010 07:50)
anaran ireo voasazin ny union africaine
andrywi teriwi hery vatofototra fiona noue andriambil bazilouzitra bazile de coq rabaradaka tegeve diloo feticon essera tgvafonde =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 19/03/2010 09:04
niryna ( 17/03/2010 19:00)
Toy ny trondro ...Toy ny paoma
Alohan'ny anombohako ny tantara dia misy fanontaniana kely mba tiako ho fantatra ity Inona no fahafantaranaoo izany hoe [b] olona malemy ara-panahy[/b] ? mitovy ny olona mahantra ve izany na ir... tohiny
novalian'i niryna ny 15/04/2010 18:16
vatofototra ( 17/03/2010 17:39)
ECOUTER Fil Infos Rajoelina sanctionné par UA 17 mars 2010
ECOUTER Fil Infos Rajoelina et ses 108 sbires sanctionnés par l'UA 17 mars 2010 - Andry Rajoelina et ses 108 sbires - membres du gouvernement, des hautes autorités, de l'armée ou des tribu... tohiny
xxx ( 17/03/2010 16:45)
Io fitiavana io sy ity serasera ity!
:oops: Miarahaba antsika mpisera e! Zao ry zalahy an! zah efa manambady. Eny e! tsy vadiko moa izany fa efa ela be izahay no niaraka nipetraka , efa ampolo taonan´ny mahery. lazaiko hoe " Tiako ... tohiny
novalian'i bonne ny 27/10/2010 20:23
terrywui ( 17/03/2010 14:46)
Mandrimandry manan'aretina a?mb mihetsiketse ry Mpanohitra a
Tsy ahavitana inona ny ranomaso sy ny toloko fa mifohaza de midira serasera. mba manao ze ho afaka eto nareo mifampahery e..! antsoy i Eugene heriniaina ho leader nareo mpanohitra eto hitarika ny famp... tohiny
novalian'i pikatti ny 19/03/2010 08:23
terrywui ( 17/03/2010 14:13)
ITY TANTARA FAMPAHEREZANA, METY HO MARINA ...
Tantara iray , angano iray ...nampanaovin'ny GIC seza rivotra sy nandohalika marina hono le HAT sy ny TGV ka nitomany aby hono..! satria tsy nanaraka ny lalàn'i MAPUTO zany ..! tsary mahazo mivoaka ... tohiny
novalian'i pikatti ny 19/03/2010 08:52
rabaradaka ( 17/03/2010 11:50)
Miandry an'i Pety ny vahoaka
Efa manomboka hita ny tsy fitovian-kevitra eo amin'ny samy HAT ary i dadatoa Pety no misongadina. Tsy ho ela dia hitroatra i dadatoa Pety hiady amin'ny zandrikelmy Andry TGV. ... tohiny
novalian'i pikatti ny 19/03/2010 09:08
AmiralHypopo ( 17/03/2010 11:30)
ANTSO AVO HO AN'IZAY TIA TANINDRAZANA
Miangavy mafy an-tanandroa ho anireo namako rehetra na TGV na TIM na MGS na PDM na AREMA na ZAFISTE ........... Miangavy ny hanarahana sy ny hampiaharana haingana tsy misy fepetra ny fifanarahana , n... tohiny
novalian'i pimaso ny 20/03/2010 09:55
TEGEVE ( 17/03/2010 09:24)
Le report des sanctions n’est pas à l’ordre du jour.
La présidence de la HAT aurait préparé une note qui pourrait étre transmise à l’Union Africaine dans la journée. La réunion du conseil de sécurité de l’Union Africaine, sur le dossier M... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/03/2010 22:35
amlewii ( 17/03/2010 09:22)
Herintaona le noheverina ho telo volana hihihi...
Arahaba tratran'ny tsingeritaona nanonganana ny jadona samia mifaly daholo amlewii, izay ny hafatra avy amn fianakam's wii!!! Aoka tsy hivonto ny orina fa mifalia @ fo d samia ravoravoravo amlewii hih... tohiny
novalian'i pikatti ny 19/03/2010 09:11
vatofototra ( 17/03/2010 08:20)
REGARDER VIDEO Journal Nos faiseurs de Roi 17 mars 2010
REGARDER VIDEO Journal Nos faiseurs de Roi 17 mars 2010 - Coup d'Etat à Madagascar 17 mars 2009 - Nos faiseurs de Roi vers le financement parallèle, comme du déjà vu,seulement méme cau... tohiny
vitalkamaoly ( 17/03/2010 07:17)
vonjeo lehiretsy a
loza fa nilatsaka tao an-tapon-dohako mihitsy le sazy avy any @ rantanplan afrikanina.Mba vonjeo r'ilay terysaina boboa-tangena reto fa voa ny sefonareo a.Tahak'izay ihany aho tsy nilingilingy tamin'i... tohiny
zoam ( 16/03/2010 22:29)
hilatsaka le vaovao mahafaly nandrasana
efa ho 1ans tokoa izay no niandrasana an'ity sazy ity fa dia ho tonga ihany le nandrasana,sady fanjakana tsy legal no tsy legitime ihany koa,eo hampiandrasana an'ireo liste ny mpanao coup d'etat izay... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/03/2010 22:19
fijo ( 16/03/2010 21:47)
omar
hilatsaka ny sazy izay tsy azo hiodivirana,dia efa mifanondro ao ry foza iray arona,ny HAT misy milaza fa ny HCC koa no diso nanaiky an'ny andry teo, fa lasa ny saiko,ary i ODON izany dia hafaka main... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2010 21:40
flodine ( 16/03/2010 21:34)
Face book!!!!!
Mampalahelo ihany isika vehivavy ity indray2 fa ao @ face book koa no miady lahy. Kely asa ve ? sa? ahoana e?????... tohiny
novalian'i swann ny 28/06/2010 12:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.2984