ANTSO AVO HO AN'IZAY TIA TANINDRAZANA
1. AmiralHypopo
(
17/03/2010 11:30)
Miangavy mafy an-tanandroa ho anireo namako rehetra na TGV na TIM na MGS na PDM na AREMA na ZAFISTE ...........
Miangavy ny hanarahana sy ny hampiaharana haingana tsy misy fepetra ny fifanarahana , natao sy nosiniavina an-tsitrapo tany Maputo sy Addis Abeba
Misaotra antsika Malagasy rehetra

novalian'i pimaso ny 20/03/2010 09:55
3. pikatti
(
17/03/2010 22:29)
Ialahy aloha ry Hypocrite tsy afa maina ao e, aza manodin-dresaka ao ialahy fa ialahy no tena anisan'ny nanala baraka ny tafika
Raha tena io tokoa no nataony ry Mirana tena favy saingy indrisy, tokony niara-nandà niaraka t@ Vice Amiral RANAIVONIARIVO Mamy Solofo izao samy tototra ao daholo izy roalahy

4. pikatti
(
19/03/2010 09:09)
Miangavy mafy an-tanandroa ho anireo namako rehetra na TGV na TIM na MGS na PDM na AREMA na ZAFISTE ...........
Miangavy ny hanarahana sy ny hampiaharana haingana tsy misy fepetra ny fifanarahana , natao sy nosiniavina an-tsitrapo tany Maputo sy Addis Abeba
Misaotra antsika Malagasy rehetra
Tara loatra ny fifonanareo bainn a, mila niala tao ingah , tsy mbola tara raha ohatra ka mbola misaina ihany ka
5. bonazy
(
19/03/2010 10:32)
izany fitiavan-tanindrazana izany tsy mi-existe intsony,fa fitiavan-tseza sy voninahitra am-patam bary ary indrindra ny vola no malaza na efa ho foana aza io atsy ho atsy dia aleo mandrovi-tsihy satria ny miditra tsy misy fa ny mivoaka no betsaka, fa izany tanin-drazana efa anganon'ny ntaolo ry sakaiza isany,dia samia ho tahian'ny izay inoany avy é!