tsy misy iraharahan'i tgv

1. bazylou ( 18/03/2010 12:32)
sy ny ekipany ze sazin'ny maizina any e, jereo tsara anie fa endasin'ny tgv daholo izay momba io ua rehetra io e, ary jereo tsara koa fa 2011 vao hisy fifidianana, :-D :-D :-D :-D vive tgv
2. amlewii ( 18/03/2010 12:46)
Efa mazava ny volaza fa tsisy impact @ malagasy ny sazy apetrakin'ny maizina satria plutôt tournée vers l'asie ny économientsika.Lany andro eo ny mpametaka afisy fa efa miketrika ny hialana @ afrika i Madagasikara satria Zanahary no efa nampisaraka antsika tamin'ny maizina ka nahatonga ny tanintsika ho nosy hon hon hon....
3. locl ( 18/03/2010 12:47)
Aza miteninteny foana ry bazylou an! Hainao moa fa ny Lybien, dia nahazo karazan'io sazy io de la part de la Suisse, dia tsy nahazo niditra zone europe. Ka io dia hitatra le plus vite ary ireo olona ireo dia fichier any @ Douane rehetra sy ny ambassade rehetra rehefa communiqué any @ ONU ny raharaha, raha izaho aloha dia mba menatra ihany e
4. locl ( 18/03/2010 12:48)
Ka iza ao Asie hono no hanaovana fifampiraharahana raha toa ka tafakatra au niveau mondial io, f'angaha nisy ankanavaka ny tany guinée rehefa nahazo sazy fa hatrany asie le izy e
5. terrywui ( 18/03/2010 15:08)
Mpandefa : bazylou [ Valio ] 18-03-2010 13:32:16
Lohateny : tsy misy iraharahan'i tgv
sy ny ekipany ze sazin'ny maizina any e, jereo tsara anie fa endasin'ny tgv daholo izay momba io ua rehetra io e, ary jereo tsara koa fa 2011 vao hisy fifidianana, vive tgv
merci rabazylou a! tena aleo marina mi-fonce fa sao de mahazo aina eo rapika vao loza eo !! aleo iany hitsipozipozy handrovitra pataloha ao reo ! o^o o^o
6. pikatti ( 19/03/2010 08:47)
Mampahery tena sisa lisany tgvsersasera , tsisy mirahara nefa lisany no midradradra lava eo zao
Jereo tsara fa leity a, mitaraina daholo ry zalahy fa lisany no jamba sy marenina,sa tsy mahay mamaky teny gasy tss tgvendrana :-D :-D
7. bonazy ( 19/03/2010 10:35)
Pauvre gasy!!!!!!
8. vitalkamaoly ( 19/03/2010 10:51)
Haaay ve !!!! ka izahay anie vendrana e.Aiza ary no atakaranay hoe misy an'zany.Noheverinay hoe afrika (atsimo.. oadray) ihany no tsy azo aleha. :�) :�)
9. tsimatimanota ( 20/03/2010 18:29)
PondroDoro 109 isa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1896