ECOUTER Fil Infos Rajoelina sanctionné par UA 17 mars 2010

1. vatofototra ( 17/03/2010 17:39)
ECOUTER Fil Infos Rajoelina et ses 108 sbires sanctionnés par l'UA 17 mars 2010

- Andry Rajoelina et ses 108 sbires - membres du gouvernement, des hautes autorités, de l'armée ou des tribunaux - sont sanctionnés par l'Union africaine pour avoir entravé le processus de sortie de crise.

Voir également Rétrospective Coup d'Etat à Madagascar 17 mars 2009
- "Mahalala ny anarako Madagasikara androany" Antanimena 17 mars 2009
- Prise de palais d'Ambohitsirohitra par le CAPSAT
- Déclaration Hyppolite

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
2. vatofototra ( 17/03/2010 19:16)
REGARDER VIDEO Journal manifestation réprimée 17 mars 2010,

- Manifestation réprimée à coup de grenade lacrymogène (après la vidéo sanction Rajoelina sur RFI)

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
3. Noue ( 17/03/2010 19:54)
Misaotra hatrany ry Vatofototra @ fizarana vaovao aa !!


Tena :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: mahatsiravina !! mankaleo beee ny ataon'ireo FATY ireo eee ! tena efa biby fa tsy mba olombelona intsony!!!
4. diloo ( 17/03/2010 21:00)
Tratra ny Asaramanitra daholo aloha.Enga anie ho hisy fandriampahalemana ny ho avin\' ny Tanindrazantsika amin\'ity toana ity.
Mankasitraka an\'i Vatofototra hatrany.

Akon\'ny UA:
\"Nous avons décidé d’imposer des sanctions.Il y a une liste de 109 noms\", a déclaré l’ambassadeur de la Zambie auprès de l’Union africaine et président en exercice du Conseil de paix et sécurité de l’UA, Albert M. Muchanga.

\"La liste comprend 109 noms, y compris celui de Rajoelina et de ses partenaires clé\", a confirmé le Commissaire à la paix et la sécurité de l’UA, Ramtane Lamamra.

\"Les sanctions comprennent des refus de visas (interdiction de voyager), le gel d’avoirs financiers dans des établissements bancaires étrangers et des refus d’accréditation\", a-t-il ajouté.

\"Cela ne cible que le camp de Rajoelina.Principalement le gouvernement, les hautes autorités, des membres des forces armées, des tribunaux (...)\", a précisé le commissaire de l’UA

\"Il n’y a pas encore de société sur la liste mais des experts travaillent sur l’aspect économique et nous imposerons d’autres sanctions bientôt\", a-t-il expliqué.

\"Nous pensons que les sanctions constituent un moyen d’aider les autorités à renouer avec les vertus du dialogue et de la négociation\", a expliqué mercredi M. Lamamra.

\"J’espère qu’elles auront pour effet d’encourager la sagesse.Aucune partie unilatérale n’est capable de résoudre la crise à elle seule\", a-t-il estimé.
:wink:
5. AndriambyII ( 17/03/2010 21:27)
http://www.madagate.com/dossier/1351-madagascar-lua-jusquau-bout-de-son-illogisme-logique.html
Investigations journalistiques ,izany sisa no mba vitan' ny mpanao gazety malagasy !! Mila mihoitra mafy ny malagasy !!
6. fijo ( 17/03/2010 21:28)
le economika io,no tena mampahatahotra andry zalahy ka,io no tena andrasana
7. pikatti ( 17/03/2010 22:16)
Mhamay tsara lisany fozatay tony zao , haingana miova loha , alefaso ny mail , alefaso ny sms, alefaso ny fax...............miverena hoa @ lalàna madio ,ary aoka izay io resaka unilatéral io,tsy mbola tonaga saina foana ve fa tsisy firenena hanaky anareo eo e, efa heritanao zay no namarotanareo sakabeloha fa e e e,nividy mpitasy seza e e e,nividy miaramila e e e, namono vahoaka e e e,mampigadra mpanao gazety sy mpanao politika fa e e e
Izao lehiretsy a, ny adala ihany no tsy miova :lol:
8. diloo ( 17/03/2010 22:24)
Sali pikatti
ny adala ihany no tsy miova
car je veux étre un filou(président)=))
9. pikatti ( 17/03/2010 22:40)
Slt ny akama isany e
je veux étre un filou(président)
=)) =)) =)) =))
Aiza aloha i Ramarson e, aiza daholo le fozatay basivava teto reny e, bandy tsy mana afa tsy 2€ no mba hany sisa mody bevava =)) =))
Misy manao ankilaoty zay ry zalahy :-D :-D :-D
10. katrikatry ( 17/03/2010 22:40)
Minana tsara izay satriko tonga dia maiakatra fitsarana avy hatrany tsy misy hatak'andro
Allez Tsiafahy ry lakary isany :twisted: :twisted:
11. fijo ( 17/03/2010 22:54)
le sazyekonomika wa no tena atahorany.i injet sy savony mandoto lamba anie mila zavatra avy aty ively hiasana e,ka rah akenda eo ny orinasa,vita matavy eo ireo,ary mety hanala solomaso mihintsy i nadine
12. pikatti ( 17/03/2010 22:59)
ary mety hanala solomaso mihintsy i nadine
=)) =)) =))
de hanary klôty ve NathRabe =)) =)) =))
Alefaso aty aloha i Mialy fa izay tsy mandà fanomezana :lol:
13. MialyRajoel ( 17/03/2010 22:59)
Pikatti ;-) ialahy ty tena mahay mapiresaka an, iza aloha no tian'i toi @nay sy Nathalie e :wink: :*
14. pikatti ( 17/03/2010 23:01)
An 8O ahoana tsara hoe ry Mialy :?: :?: :?:
15. katrikatry ( 17/03/2010 23:05)
Gaga be aho androany , nisy namako maromaro ao @ io HAT io miantso mangataka hanokafako compte
Ahoana ndray zany adin'i Mialy zany , efa tsy tafa ve lery e, betsaka ny kôfa miandya anao e, ataovy fotsiny ary ny antsapaka, ry wiwi tonaga dia efa mintsana :-D :-D :-D
16. pikatti ( 17/03/2010 23:06)
Alaivo tany leity ny volany a, tonga de ataovy porofo , mety mahazo ny antsasany bainn :lol:
17. diloo ( 17/03/2010 23:10)
de hanary klôty ve NathRabe
te ahita zava-boary nga toi kle:
Lalana tokana sy tery hoy ilay feon-kira izay =))
Io ny an'i toi fa tara @'i toi i Mialy.Sady nahazo bizy oroka. :-D :wink:
18. fijo ( 17/03/2010 23:13)
aleo izy roa miaraka rapikany an,sambatra ihany elahy ktyyy
19. katrikatry ( 17/03/2010 23:19)
Andefaso poizim-boalavo less rapika :twisted: 8)
20. diloo ( 17/03/2010 23:20)
Tandremo ary sao tratran'i rasarla eo an.Omeo Red label fotsiny rasarla dia miesona lery. rabitro mbola any @'i ratsy rahona maka hevitra fa tapaka ny saosy. :D :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0379