ECOUTER Fil Infos Rajoelina sanctionné par UA 17 mars 2010

21. pikatti ( 17/03/2010 23:23)
Aoka leisy radiloo a, tsy ahy ntsony sao tena izy marina io klé, ty ihany aloha ry mialy ny mail-ko e
terrywui@yahoo.fr :lol:
Oadray lelikééé, ahoana ndray zany pasin'elah zany rakatry a
Iza no andefasana poizim-boalavo???
22. katrikatry ( 17/03/2010 23:23)
Andry Rajoelina et ses 108 sbires - membres du gouvernement, des hautes autorités, de l'armée ou des tribunaux - leisy a 8)
23. milamm ( 17/03/2010 23:30)
nath rabe peta-tsanga voavidiny frantsay atrany @rar -ny fianarany tao @ lifra ,saribakoly menasofina frantsay ara-taratasy toa an'i lavanify concurrente an'imialy tsy zony esorina vongany daoly reny(zanak'Ambohimalaza mivarotra Tanindrazana toa an'i Odon @ vatican sy frantsa)drug abuses
24. diloo ( 17/03/2010 23:40)
coq à l'âne:
hon hon nahemotra 1mois indray ny sazy dia avy eo dans 6mois farany dia lasanay ny fitondrana e
masina ny tanindrazana
Ary nankaiza lery kle. :wink:
25. milamm ( 18/03/2010 00:24)
nath rabe peta-tsanga voavidiny frantsay atrany @rar -ny fianarany tao @ lifra ,saribakoly menasofina frantsay ara-taratasy toa an\'i lavanify concurrente an\'imialy tsy zony esorina vongany daoly reny(zanak\'Ambohimalaza mivarotra Tanindrazana toa an\'i Odon @ vatican sy frantsa)drug abuses
26. vatofototra ( 18/03/2010 07:59)
REGARDER VIDEO Journal Rajoelina et ses 108 sbires sanctionnés par l'UA 17 mars 2010

- Andry Rajoelina et ses 108 sbires - membres du gouvernement, des hautes autorités, de l'armée ou des tribunaux - sont sanctionnés par l'Union africaine pour avoir entravé le processus de sortie de crise.

Voir également Rétrospective Coup d'Etat à Madagascar 17 mars 2009
- "Mahalala ny anarako Madagasikara androany" Antanimena 17 mars 2009
- Prise de palais d'Ambohitsirohitra par le CAPSAT
- Déclaration Hyppolite

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
27. Mirananirina ( 18/03/2010 11:48)
de hanary klôty ve NathRabe
Alefaso aty aloha i Mialy fa izay tsy mandà fanomezana
de alefaso aty koa Andry :) sady efa hiverina aty indray izao zany ry zalahy isany hohoho :wink:
28. terrywui ( 18/03/2010 15:12)
tsisy petsa eo ry mirana fa efa hita ny lalankizorana a! kalack amzay zao no miteny fa mandreraka be mitraiiiinnn be .....!!

o^o o^o
29. fijo ( 18/03/2010 21:18)
tsy hafaka hamangy zanaka intsony izany i andry sy mialy???ary ny sosin'i augustin izany izao ,ahoaanaleu leu???
30. pikatti ( 19/03/2010 08:51)
Reny bandy avy Frantsa reny aloha sarotra ny raharaha, sady efa tsy revin'ny Frantsay le fikafika radomelina fa mandoto an-dry zalahy nefa ry lerony mikôtokôty ny Afrikanina ndray zao tsinona
Maromaro ihany aloha ny foza voahendy e, efa tsara aloha iny , ny foza sy ny sazy manaraka ndray andrasana , :lol:
31. vitalkamaoly ( 19/03/2010 10:15)
za hony tsy ao anatiny ndray fa vo haingana no niditra. :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073