vonjeo lehiretsy a

1. vitalkamaoly ( 17/03/2010 07:17)
loza fa nilatsaka tao an-tapon-dohako mihitsy le sazy avy any @ rantanplan afrikanina.Mba vonjeo r'ilay terysaina boboa-tangena reto fa voa ny sefonareo a.Tahak'izay ihany aho tsy nilingilingy tamin'ity kandra ity nefa le pension retirety koa anie kely e.Booohh :snif: :snif: :snif:
2. AmiralHypopo ( 17/03/2010 11:32)
Aza matahotra , aza kivy , aza ketraka , ny fanantenana manana an'io foana isika zandry kely
Hovantsika io fa aza taitra ianao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1177