Miandry an'i Pety ny vahoaka

1. rabaradaka ( 17/03/2010 11:50)
Efa manomboka hita ny tsy fitovian-kevitra eo amin'ny samy HAT ary i dadatoa Pety no misongadina. Tsy ho ela dia hitroatra i dadatoa Pety hiady amin'ny zandrikelmy Andry TGV.
novalian'i pikatti ny 19/03/2010 09:08
2. terrywui ( 17/03/2010 13:29)
zay ve sisa fanantenanareo ? ntsOOOO....!! panalelo le TIM tsy vaky atatra kely reto .... :-D :-D :-D :-D :-D ndeha mody,,!!! manasa vilany hon hon hon hon
3. milamm ( 17/03/2010 16:13)
...horakoraka ny an'ny sahona fa tsiboboka no tompony rano ...les a,
miandry le seance faharoa ny security council UA de lasa zao ho hita eo ny tohiny,fa efa fantatra tsy hitodika @ resaka maputo lavanify araky hevitry ratsy rahonana taorinany 04-05 lasa teo teny ivato de mahatantesa doly ary tgv :lol:
4. Mirananirina ( 17/03/2010 16:13)
tsy misy afatsy TIM sy TGV eto ambonin'ny tany :)
5. bazylou ( 17/03/2010 19:00)
tandremo fa andefasan'ny pety bomba eo ialahy isany a, . lalitra analikisa izao no efa traboina, ao analakely :-D :-D :-D :-D :-D :-D nany croix rpouge sy ny transall fratnsay aza tsy naovoka , :-D :-D :-D :-D
6. pikatti ( 19/03/2010 09:08)
Tsy ao anaty lisitra lery klé, ataovy mahamay leisy reto tgvongany reto a :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.217