Herintaona le noheverina ho telo volana hihihi...

1. amlewii ( 17/03/2010 09:22)
Arahaba tratran'ny tsingeritaona nanonganana ny jadona samia mifaly daholo amlewii, izay ny hafatra avy amn fianakam's wii!!! Aoka tsy hivonto ny orina fa mifalia @ fo d samia ravoravoravo amlewii hihihi... Herintaona tokoa mantsy ilay noheverina ho telo volana araka ny voalaza le mpaminany sandoka hihihi... amlewii sy andrywui... hon hon hon...
novalian'i pikatti ny 19/03/2010 09:11
2. terrywui ( 17/03/2010 13:25)
amlewii------:-D :-D :-D :-D :-D hay tadidinlah tsara le telo volan'ny Monsieur Chef de la serasera.org iny?? tena heritaonan'i Hery sy ilay Mpaminany sandoka nataony iny marina kay toko zao le.! ary tsy menatra mitsy leiny a! asa na inona ndray zao no teniteny foana hataony manaraka eto ndray fa iny alou de tena nahamenatr'oul mitsy nefa de lehilahy lehibe Chef na serasera ngeza be zao no tsy mihevitra ze teny havoaka fa mitsaontsaona fotsiny hon hon hon hon ...!!

ireto ireo oul neverin'ilay ngahy iny fa hiverina eo afaka telo volana! kay tsary nety ny Faminaniany fa ity ihany no napetrak'Andriamanitra teo !

de mbola io ihany hatramizao ilay oul voafidy ...!!
3. Mirananirina ( 17/03/2010 16:22)
napetrak'Andriamanitra teo
aleo tsy mivavaka intsony ianao fa manala baraka an'andriamanitra.
4. bazylou ( 17/03/2010 19:03)
tsy 1 taona akory fa efa 2 izy izao , :-D :-D :-D :-D vive tgv
5. terrywui ( 18/03/2010 15:18)
aleo tsy mivavaka intsony ianao fa manala baraka an'andriamanitra.
tsisy hain'i kala mirana ra tsy mana-petsa anah fona tato ho ato an :evil: :evil: mitady?... :twisted: :twisted:
6. pikatti ( 19/03/2010 09:11)
:-D :-D :-D ny mpisera rehetra mihitsy no manala @lah ato rawix klé, zany ny an'ingah :-D :-D ary aza manao matahora eo elah fa ny sazy ary ambony ary jerena, de ataovy ao zay anasorana ny anaran'elah :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3146