association FITIA
1. papala
(
25/03/2010 12:43)
tena mampalahelo ny traboina fa ampiasain'i kala mialy rajoelina hafetsena mihintsy NY MALAGASY, indrindra fa ireo lazaina fa hoe malala tanana! angoniny ireo zavatra sy vola omen'olon ho an'ireo traboina dia avy eo ataony @ anaran'ny association FITIANY. Tena dévoly tsy vanona mihintsy! zao hitam-poko hitam-pirenena zao ny famoretany ny vahoaka.DE MBOLA JAMBA FOANA VE REO OLONA MPANOME IREO E!. maninona raha tonga de omena mivantana hoe avy @ vahoaka MALAGASY! :evil: :evil: :evil: :evil: tena devoly tsy vamona hatramin'ny tsinainy mihintsy!
novalian'i bazylou ny 27/03/2010 18:29
2. stalingrad
(
25/03/2010 16:01)
papala ==elah no tena devoly velona ,devoly maty :evil: :evil: :evil: :twisted: :twisted: mampalaelo anlah ndray ny oul mba manampy ny malagasy ?? asaina mandray anjara kely ry vendrana ze mba manankatao fa ny A.FITIA no tena manohana ny fizarana à 95% a...ny analh sy ny lohabenlah sy ny TIM de ny hanohitra bontolo fotsiny fa tsy mijery tsara ny zava-misy ! zay no maha voanjobory analah sy fijo zay ..!!! hon hon hon hon fa hono oa papala ...! nagah elah efa afaka tamle tiberkilaozy nahazo analah iny letsy ?? za zao vao saika hanatitra voasary orange kely anlah le ..! mbola any amn hopitaly zany elah zao manoratra eto io ,? ....

elah be wawawawawa nefa i President aza mba nanome fankasitrahana sy fanampiana ho an'i papala ;.. :evil: :evil: fisaorana no tokony ataonlah zao !!

elah be wawawawawa nefa i President aza mba nanome fankasitrahana sy fanampiana ho an'i papala ;.. :evil: :evil: fisaorana no tokony ataonlah zao !!
3. stalingrad
(
25/03/2010 16:08)
toa hoe nanopanopa polisy teny Tsaralalàna teny hony elah papala de nodarohan'ny Prà teny ?? mba hendry amzay papàla amin'ny sisa an ??.....
http://www.youtube.com/watch?v=oSEjwK8QVcE
de raha tsy mbola mazava tsar amlah de ity ny tohiny : henoy tsara ny kabarindramatoa Presidente
http://www.youtube.com/watch?v=i0SqGE-2FTo
http://www.youtube.com/watch?v=oSEjwK8QVcE
de raha tsy mbola mazava tsar amlah de ity ny tohiny : henoy tsara ny kabarindramatoa Presidente
http://www.youtube.com/watch?v=i0SqGE-2FTo
4. stalingrad
(
25/03/2010 16:34)
ity kou milay fa jereo hatram farany fa aza maimaika elah hin hin hin
http://www.youtube.com/watch?v=p3mnjhEcgEc&feature=related
http://www.youtube.com/watch?v=p3mnjhEcgEc&feature=related
5. milamm
(
25/03/2010 19:35)
efa kobo fa mpisoloky reo atr@ voalohany papala a, :lol: hafatra sy lesona tsara enarany lavanify sy ny hat ozy le fitenim-bazaha zay oe
" If you want to become a man of success,try to become a man of value "
Albert.Enstein,
" Raha te ho olony fahombiazana ianao,dia tongava aloha ho olona manana lanja sy misy sandany"
hat ,tgv sankalite ozy ny pokna efa ela zay ny vozongo mikozy oe fitondrana babakoto,ny Malagasy milaza azy reo foza tay
=)) =)) =)) =))
" If you want to become a man of success,try to become a man of value "
Albert.Enstein,
" Raha te ho olony fahombiazana ianao,dia tongava aloha ho olona manana lanja sy misy sandany"
hat ,tgv sankalite ozy ny pokna efa ela zay ny vozongo mikozy oe fitondrana babakoto,ny Malagasy milaza azy reo foza tay
=)) =)) =)) =))
6. AndriambyII
(
25/03/2010 19:53)
Ounjay kouss lety i milamm lééé !!! mamely mafy lôôôtssaa klé !!! à bas la cruauté mentale !! à bas la cruauté intellectuelle !!! mamàààà ôôo misy oul mitady hiverina any ankibonao bedabe ato @ serasera !!! =)) =)) =))
7. milamm
(
25/03/2010 21:55)
tsy nisy noforoniko reo andriambyll fa samy fantatry ny rehetra a :-D :-D :-D
8. fijo
(
25/03/2010 22:41)
le fanararaotana aminn'y fahorian aio aloha,efa fanaon'ireo mpanao politika rehetra e,na aty frantsa aza,dia ita izany
9. MialyRajoel
(
26/03/2010 00:07)
Mba manampy ny vadiko kosa aho re oulona ô! tqy hita moa izy ity fa dia tsisy mankatia dia mba manao fikafika hanababoina ny fon'olona é!Ny fifidiana ho avy ka aleo mba hanodina sy hampadry andrisa ry namako isany a (l)
10. papala
(
26/03/2010 05:14)
stalingrad= :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ tena miteniteny foana,marary saina, elah sy organesh, mamorom-porona, tsisy voan'ny tiberkilaozy eo ry akama a!. FA NY ANAY DIA NY ZAVATRA HITAN'NY MASONAY SY NY HITAN'NY OLONA ETO MADAGASIKARA 19TAPITRISA NO TENENINAY , ary tena tsy mahazaka DEMOKRASIA ANGE ry stalingrad zany a! mbola mijery ny fandehany fotsiny zao ny mpokona manontolo, fa ho hitan-la eo zany tena hoe VAHOAKA ZZANY!
11. bazylou
(
27/03/2010 18:29)
au lieu de be kritika tsy misy apoaka dia andana manampy ny traboina rah milay e, ;; tsy tgv anie no nanamboatra le cyclone e, :-D :-D :-D
