« Nous interdisons toute forme de publicité de la marque ou de l’appellation SKOL pour une durée d’une année, sur tout le territoire de Madagascar ».
Tsy nandoa ekolazy mantsy no filaza raha toa ka tsy mety manomé kolikoly ho an'ny fanjakana jiolahim-boto ny NBM( Labiera vaovao ), io orin'asa io izany dia saika hifaninana @ Star soavaly telo ,saingy nataon'ny didy jadona indray ny fampiasana ny fitsarana saribakoly
Izao no nodradradraina fa manao ampihimamba r8, aiza anefa isika izao toa izay rehetra manao orin'asa matanjaka sy tsy manaiky hakana vola an-keriny toa potehina daholo
vive tgv