Gouvernement d’Union nationale
1. katrikatry
(
31/03/2010 22:56)
Ingahy Alain Joyandet nihaona t@ Rajoelina , ary mbola misalotralotra an'io unilateralisme io ihany ingahy rainy, izao mantsy ny nolazaina "efa miara miasa @ ankolafy rehetra ny tenako ry ingahy joyandet a, dia ekeo @ izay fa tena prezidà ny Madagasikara :-D :-D :-D
Nihaona t@ Ingahy Zafy Albert koa izy saingy tsy nisy nivoaka ny resaka
Misy ihany koa vaovao milaza fa nihaona @ Ingahy Ravalomanana ihany koa ny tenany
Nihaona t@ Ingahy Zafy Albert koa izy saingy tsy nisy nivoaka ny resaka
Misy ihany koa vaovao milaza fa nihaona @ Ingahy Ravalomanana ihany koa ny tenany
novalian'i terrysaina ny 01/04/2010 01:17
3. badoboys
(
01/04/2010 00:10)

Omeo azy ny sahaza ho azy ,dia ho tanteraka ny faniriny ho voahosotra sy ho voatahiry ho jiolahy mboto teto @ ity tantaram-pirenena ity ny FATY sy ny Hâtif isany
4. andrywui2002
(
01/04/2010 00:27)
i hippolite vao lasy any france tsy nisy nisakana ,i satanier namika fa tsy ho avy izany jouyandé hon hon hon
nahazo ny fika bitro lisany izay
nahazo ny fika bitro lisany izay
5. katrikatry
(
01/04/2010 00:57)
Nampihariny ho an'ny tenany ihany sazy , tsisy mahazo mivoaboka intsony ny teknisinina afa tsy izay miantoka ny ampôsiny ihany fa raha tratra any ialahy izsany dia izahy hoy izy tsy miantoka :-D :-D
